Fahasalamana

potakely ( 12/05/2007 15:32)
Mitady olona voha an'io aretina io aho mba hazahoko toron'kevitra na hoe conseils d'hygiène de vie, exercices...fa tena mizaly mihitsy aho na dia mandray fanafody aza. Misy dokotera specialiste mafan... tohiny
novalian'i potakely ny 18/05/2007 06:34
xxx ( 12/05/2007 15:29)
mba miangavy vonjy maika hevitra avy aminareo fa zanaky zokiko lasa mangana sy simba ny endriny hilany saika nanakotra ny masony potika bé ny endriny,mampataotra zaza efa taona ary efa manao vaccin,n... tohiny
kelly13 ( 11/05/2007 13:52)
vonjeo fa misy bouton de fievre ngôda b eo @ molotro, sambany ze mba nisy izany za d tsy haiko oe inn no tokony atao! mampimé b fa ôtran'ny lasa bifteka b ny molotro =))=))=))... tohiny
novalian'i kelly13 ny 14/05/2007 10:36
xxx ( 10/05/2007 19:22)
Miala tsiny tsy maintsy fa nataoko xxx. Misy toetrako tiako ovana be izay. Dia tsy mety afaka mihitsy ilay izy fa efa raiki-tapisaka. Dia namaky boky aho dia hoe "autohypnotisme" no fomba ahafahan... tohiny
xxx ( 09/05/2007 13:35)
manona doly sao de misy afka mamaha ny olako nareo ! ahona kay no ahafantarana fa manana glaire acide ! de mety miteraka ihany ve... tohiny
novalian'i booboo ny 15/05/2007 15:08
hery ( 07/05/2007 08:52)
Efa miha antitra ny tena kanefa mbola manao baolina ihany :-) dia misy krampy miverimberina. Misy fika mety hikarakarana an'io ve? (ankoatry ny hoe tsy manao baolina intsony?) Misaotra... tohiny
novalian'i niryna ny 16/05/2007 17:59
zizi ( 05/05/2007 13:37)
Salama daholo e. Misy ilay teny hoe ny torimaso no itovizana amin'ny mpanan-karena. Izaho dia somary manana olana amin'ny torimaso(efa volana vitsivitsy izay) tsy fantatro hoe ahoana, sakafo sa tensio... tohiny
niryna ( 04/05/2007 06:05)
Ny zavatra rehetra dia samy ratsy avokoa rehefa diso betsaka sy tsy voatandrina.Anisany iray amin'izany ny zava-pisotro misy alcohol. Tena tsy mety afaka amin'io mihitsy izahay hoy ny olona efa zatra... tohiny
novalian'i niryna ny 16/05/2007 17:57
booboo ( 02/05/2007 11:07)
Hono ho'aho ? -fa maninona no misy lasa mivadika mangana ny lokon'ny oul voan'ny toxication alimentaire ? Loza beee ve dikan'izany ? :? Misaotra indrindra zay afaka mamaly an'io. Efa any @ hopi... tohiny
novalian'i tolona ny 02/06/2007 20:29
Tavilah ( 01/05/2007 19:28)
Slm daholo e, Za de olona tena ngeza be ireny ka mba te hihena ka mba lazao moa re izay mahalala izay tokony ataoko(dokotera, astuce, etc............) Merci ... tohiny
novalian'i miraymel ny 26/11/2007 04:48
zakilinina ( 01/05/2007 13:34)
Sola be ny vadiko kanefa tsy nahita fanafody mahomby izahay. Mba te hahafantatra aho raha efa nisy nandre hoe ny fanafody prostate hono mampaniry volo raha atao daozy kely.... tohiny
novalian'i xxx ny 22/06/2007 15:49
niryna ( 01/05/2007 06:01)
Mety maro ny zavatra nianjady tamin'ny olona na ny fahazazany izany na ny fahatanorany ka mety mahatonga azy tsy nanana fahatokiana (lack of confidence) na mihevitra ny tenany ho latsa-danja(worthless... tohiny
xxx ( 29/04/2007 18:34)
reni-mpianakaviana aho mianadahy ny zanko,ny zanako vavy nihinana pilules,nijanona efa tamin'ny novembre lasa teo,tonga ny fotoanany roa volana tao aoriana ny nijanononany,natahotra ho bevoka izy ary ... tohiny
novalian'i xxx ny 12/05/2007 10:41
diamondra27 ( 28/04/2007 22:40)
tena ao anatin'ny indray mipi-masao monja no mety hahatongavan'io hevitra io ao anatinao. Raha olona tsy mafy saina mety mahavita azy. Ny olona milaza ny hamono tena ireny tsy mahavita manatantera... tohiny
novalian'i niryna ny 30/04/2007 04:42
niryna ( 27/04/2007 19:32)
Six tips to reduce stress!!! Rehefa tsy voavaha ny olana sy ny disadisa isan-karazany dia mety hiteraka tsy fahampi-torimaso sy mety hiafara ny aretina sy tsy fahasalaman'ny vatana maro samihafa i... tohiny
novalian'i linarako2 ny 31/05/2007 12:48
niryna ( 25/04/2007 11:24)
Maro no olana mitranga amin'ny olona ary misy mahay mamaha ny olana,misy tsy mahita vahaolana.Dinika tamin'ny tanora ity ka inona no antony mety mahatery ny fon'ny tanora hoy ianareo? Mba valio ary k... tohiny
novalian'i niryna ny 19/05/2007 06:10
xxx ( 21/04/2007 13:00)
Slt daholo, Misy fiantraikany ve ny tsy fanalana norplan efa lany daty raha bevohoka? Manantena valiny mahafapo avy aminareo namana... tohiny
novalian'i tynah ny 27/04/2007 19:19
xxx ( 20/04/2007 20:39)
za ry rto mba lasa saina hoe raha tokony bevoka ve ny olona ray de tokony harary valahina ohatran'ny ho tonga regle ihany ... tohiny
novalian'i niryna ny 26/04/2007 12:55
xxx ( 20/04/2007 14:45)
salut! daoly Za tratran'ny fivalanana efa 2mois latsaka kely t@ jiona 2006, d nijanona fa taorian'io za d tsy marary ny kiboko fa raha vô matory miohaka tonga d lasa mamonjy wc, nandeha t@ Dr genera... tohiny
novalian'i adidy ny 04/05/2007 12:18
mamzelkely ( 20/04/2007 14:15)
mba lasa hoa ry zareo ny saiko ôtrany ts nampino anah ity efa elaela za no nahita emission zay tam télé de niresaka vhv bevoka le izy de we izy hono ts nahatsapa fa bevoka zany jusqu'à ce que nite... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2255