Fahasalamana

ninani ( 01/08/2007 08:35)
:oops:[b]Bold text[/b]^:^=))... tohiny
novalian'i Fiffi ny 04/08/2007 13:19
lancia ( 27/07/2007 08:35)
Slt daholo, mba toroy hevitra amin'ny fomba fanalana mony ho an'izay mahafantatra.Misaotra betsaka... tohiny
novalian'i karinah ny 06/08/2007 11:24
saho ( 24/07/2007 13:25)
Toa heno foana fa maty tampoka ra-Tanora, maty tapaka lalandra hono tao @ lohany tao sns... Tena fotoana fisehoan'ny aretina azo tsaboina sy azo ialana izany raha misy fepetra raisina Ny olona m... tohiny
novalian'i niryna ny 27/07/2007 06:17
cutie ( 20/07/2007 20:43)
http://news.bbc.co.uk/2/hi/africa/6905625.stm... tohiny
novalian'i watafon ny 28/07/2007 12:15
niryna ( 20/07/2007 03:18)
Misy ny olona tia manala sorisory fotsiny dia misotro,misy indray tena mamolava ka mandry an-tantatra,mamono vady,miova toetra,manankorontana ny mpiara-belona aminy,mampijaly ny vady aman-janaka ka mi... tohiny
novalian'i niryna ny 08/08/2007 05:20
menalamba ( 15/07/2007 21:54)
Hoan'ny ankama rehetra izay mety somary misy "from" kely @izao andro mafana izao dia ito mba misy torohevotra kely hanalana ilay mivovo bé iny: -Sasana tsara aloha ireo kopala roa -Hamainina tsara ... tohiny
novalian'i menalamba ny 16/07/2007 20:33
melody ( 11/07/2007 09:13)
Miala tsiny fa tsy nahita version @ teny frantsay na teny malagasy. http://www.dailymotion.com/bookmarks/radavimelo/video/xqrg2_madagascar-lutte-contre-le-hivsida... tohiny
novalian'i mibalika ny 15/03/2009 13:18
niryna ( 10/07/2007 23:52)
Efa nahita olona ve ianareo izay tsy mety matavy mihitsy kanefa tsy mitsahatra mihinan-kanina? Nilaza izy fa misy kankan'aina izany hono ka io kankana io hono no mihinana ny sakafo ao anaty kibony ar... tohiny
novalian'i Anjoanina ny 03/08/2007 18:00
xxx ( 07/07/2007 08:45)
Tena misy manararaotra mihitsy ny mpitsambo aty amintsika fa aiza ve nanantona dokotera ny zandriko fa hoe tsy mety mitoe-jaza dia lazaina fa misy kista aloha, manao traitement 6 volana, avy eo averin... tohiny
novalian'i robin ny 16/07/2007 09:23
bazylou ( 07/07/2007 00:00)
hitako sy voavakiko tao amin'ny gazety le parisien omaly zoma, 6 07 07, fa tafiditra ho ao anatin'ireo firenena tsy mahaloa volan'ny securité social ireo gasy marary tsaboina aty france!!! Page 9 , ... tohiny
novalian'i xxx ny 18/07/2007 13:42
mll ( 06/07/2007 20:23)
sao mba misy mahalala ny adressen'ilay toerana fitsaboana malemy any antsirabe azafady (tel sy adresse) ny mamako mantsy malemy tsy afaka miteny no tsy afaka ny maneha efa ho 2 taona izao any dago mis... tohiny
diamondra27 ( 05/07/2007 12:26)
hitako any @ gazety any ho any fa hoe: lancé any dago io preservatif feminin io? ny tao an-tsaiko avy hatrany de ozy za we: tsy rariny kosa satria nahoana? asa na efa nahita io daholo isika na... tohiny
novalian'i mibalika ny 15/03/2009 13:09
pitchounette ( 27/06/2007 10:55)
Salama, misy fanontaniana ity hoe areti-maso ve ny emblyopie sa fahasembanana(Ny emblyopie mantsy dia maso ilany tsy mahita fa ny ilany mahita tsara)tsy fantatro na avy any an-kibo ve sa azo mandritra... tohiny
ari.malala ( 27/06/2007 07:45)
Manaona daolo, Tsy haiko ity na ato no tokony hipetraka, fa anontaniako aloha, inona ,no tokony atao ahazoana concentration, fa za tena tsy mba mety concentrée zany mintsy!... tohiny
niainaok ( 17/06/2007 14:55)
Manahoana mba omeo vahaolana fa tena mangatsiaka ny andro inana no tokony hatao sy ny tsy hatao izay aloha fa mba omeo vahaolana misaotra sahady... tohiny
novalian'i kally ny 21/06/2007 17:34
xxx ( 17/06/2007 13:50)
bjr ny olona bevoka mbola mitsaika ve marary valahana sy kibo ko sa normale zany... tohiny
novalian'i booboo ny 18/06/2007 10:29
diamondra27 ( 17/06/2007 08:22)
tena mba lasa ny eritreritro fa mahatsara ny fahasalamana hono ny fifohazana maraina de mila mandeha tongotra tsy misy kiraro @ireny ahitra mbola mandomando ireny de miaina maka rivotra madio z... tohiny
novalian'i watafon ny 23/06/2007 05:49
mamzelkely ( 15/06/2007 07:52)
inn kay ny mahatonga n'ny olona iray hanadino zavatra resaka stress ve, sa havizanana sa inn de inn n remède an le izy?... tohiny
novalian'i rhina ny 03/08/2007 08:42
ravakamalala ( 13/06/2007 07:43)
Inona marina no tena antsoina hoe "farasisa"? Inona no dikany amin ny teny frantsay? Toa efa henoko mantsy ilay hoe farasisa na toaka ohatra : dia hoe voa io aretina io ny zaza raha toa ka mpiso... tohiny
novalian'i Witcher4 ny 08/08/2023 18:07
rurik ( 11/06/2007 07:35)
Manahoana daholo , saika mba hanotany we ry namana efa nandeha teto ty fanotaniana ty fa efa voafafa dia tsy hitako tsony. aiza angaha no misy dokotera afaka mitsabo maso we mba tena mahay ao madaga... tohiny
novalian'i rurik ny 19/06/2007 08:33
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.063