Fahasalamana

havanan ( 16/11/2007 11:00)
manahoana Mba resaka henoko ka ampitaina amin'ireo mpisotro toaka hoe alohan'ny hisotroana toaka hono dia misotro menaka 1 sotro fa tsy mamo tampina zany mihitsy na mahalany be aza. Mety ho izany a... tohiny
xxx ( 16/11/2007 10:32)
Manahoana daholo, Hono re rey olona, inona avy ny antony mety hoe mahatonga ny sciatique? Misy milaza hoe noho ny hatsiaka. Misy milaza hoe noho ny tsy fihetsehan'ny tongotra maharitra sy miverimbe... tohiny
novalian'i niryna ny 18/11/2007 03:40
niryna ( 12/11/2007 23:00)
Vokatry ny fiainana mirotoroto dia tsy misy fotoana mihitsy isika indraindray mba hakana sasatra kely. Ny fakana tori-maso mandritra ny andro hiasana hono dia tena ilaina tokoa(mampalava andro iainan... tohiny
novalian'i niryna ny 21/11/2007 05:14
RyAnona ( 12/11/2007 13:22)
Nisy olona maromaro te hitarika io resaka io tao aloha tao raha nanontany ny namana 1 raha azo ataon'ny vhv ny manao sport dia nahodin-dry zalahy sasantsasany ny resaka ka aoka mba hisy hanazava ny an... tohiny
novalian'i miraymel ny 28/11/2007 15:10
niryna ( 11/11/2007 22:10)
Raha misy mony ka mamela marika maity ohatra,misy fomba atao manala an'io tsikelikely ve? Mony efa sitrana izany a. Misaotra mialoha.:D... tohiny
novalian'i niryna ny 18/04/2008 22:04
dadane ( 02/11/2007 15:31)
i joellas dia zaza 9 taona marary voan'ny hydrosifalie nandritra ny 5 taona izay efa natao opération in-3 izay nasiana valve gauche sy droite herin'andro lasa izay tsy nahatsiaro tena izy fa 2 andro ... tohiny
novalian'i RyAnona ny 12/11/2007 13:14
soanja ( 29/10/2007 23:54)
Ny vermiform appendix rehefa nandinika ny anatomy n'olombeolona aho androany dia nahita fa tsy dia misy ialana azy loatra e. Zany hoe na esorina teo aza de velona foana ny olombelona sady miodina tsar... tohiny
novalian'i soanja ny 31/10/2007 15:50
xxx ( 29/10/2007 08:50)
Inona no tena marina, tsara sa ratsy ho an'ny vehivavy sy ny fahasalamany ny fanaovana sport nefa tonga ny fadimbolany? Raha tsara lazao ny antony ary raha ratsy, satria nahoana? Misaotra tompoko... tohiny
novalian'i xxx ny 19/11/2007 07:23
xxx ( 26/10/2007 12:39)
Mety efa nandalo teto ireto resaka ireto fa tsy tazako ka miala tsiny indrindra raha mamerina izay efa voalaza e! Tsy izany fa izao: Misy namana milaza amiko fa: 1 - Isika olom-belona hono di... tohiny
bolida77 ( 23/10/2007 13:32)
zao ndray ary eh! manaiky ve nareo @tyle vakisiny faobe ty toa hafahafa ihany aloa e! latsaky ny 5 taona hono na zaza vao 9 volana zany ka navita ny vakisiny 5aloan ny faha heri... tohiny
novalian'i sarobidy ny 05/11/2007 15:16
koffman ( 23/10/2007 08:10)
"Faire l'amour : c'est bon pour la santé" Sa ahoana ny hevitrareo ?... tohiny
novalian'i miraymel ny 28/11/2007 15:18
mamitia ( 19/10/2007 07:04)
Manao ahoana daholy e! Inona ry reto ny zavatra azo hikarakarana tarehy mba hanatsara azy an ? le mba tsy de mandany vola sy lafo be ireny nefa mba mandaitra,ary mba mora hita ko e . raha mba misy d... tohiny
novalian'i arialy ny 16/11/2007 13:07
MitadyLalana ( 14/10/2007 19:16)
Manao ahaona, izao ny zava misy, ny rainay mila mitsabo aty andafy satria tsy zaka intsony ny vidimpanafody any @ Dago. Betsaka ny olona miteny hoe mahazo manafatra azy izahay zanany ary hafaka mib... tohiny
novalian'i XxxX ny 15/10/2007 04:40
soanja ( 14/10/2007 14:26)
Ny torimaso ihany hono no fahafinaretana itovizan'ny mahantra amin'ny mpanakarena. Saingy tsy izay intsony no mahasahirana ireo mpanao fikarohana sasany satria misy mitaky indray izao hoe nahoana ... tohiny
novalian'i cutie ny 20/10/2007 19:15
arialy ( 01/10/2007 08:09)
miarahaba ny rehetra marina ve fa ny épilation am ny appareil mety hanimba hoditra? nisy niteny anà an zay de mba manotany ze mahay e :)... tohiny
novalian'i fantsika ny 21/11/2007 06:07
boubounezy ( 28/09/2007 14:37)
inn marina lé parasy kankana io é? d manaona ny pôziny v tena otrany kankana? d aona zany ny fitsaboana azy kou?????:roll:... tohiny
novalian'i Veloo ny 30/10/2007 17:43
Kwasi ( 24/09/2007 17:17)
Inona kay izay mahafantatra ny iantsoana ny olona mamaky teny dia any @ farany no manomboka? Toa hoe aretina hono izy io, sao dia mba misy afaka manome informations. Tsy izany fa izaho manko tena za-d... tohiny
novalian'i arialy ny 10/10/2007 11:07
xxx ( 21/09/2007 12:14)
Tena mamely be ny gripa amin'izao fotoana izao: tena mandreraka be mihitsy e! ny tena somary mikohokohoka izay, ny loha marary, ny orona sepotsepotra tsy mahazo rivotra, ny temperature miakatra be, sn... tohiny
novalian'i Darlin ny 23/10/2007 06:35
nirinkosoa ( 21/09/2007 08:14)
Ahoana no fisehony? marina ve fa mangidihidy ny fitaovampananahana? Ahoana no mety ahazoana azy? VVC maloto ve? sa atin'akanjo (slip) tsy voakobana tsara? sa inona ...:?::?:... tohiny
novalian'i rinja ny 08/10/2007 15:22
kelly13 ( 19/09/2007 19:58)
mba manontany sao d mba misy mahalala mutuelle tsara (mi couvrir tsara nefa mba moindre cout no remboursement speed) ianareo? miciii ooo... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0644