Fahasalamana

penina ( 09/02/2008 19:07)
Ohatra ny tadidiko nisy olona niteny tamiko hoe ny olona voan'ny diabeta dia tsy voatery hibinabina. Dia ahoana kay no amantarana azy raha izany? Tsy izany fa izaho lasa miondana sokola :-D. Dia ne... tohiny
novalian'i ar ny 19/11/2008 08:40
xxx ( 04/02/2008 22:10)
bevohoka 23 semaines aho dia avy nanao échographie ny 2eme trimestre (be teny frantsay be fa mifona. Hitan ilay mpanao echographie tao fa manao "[b]situs inversus complet[/b]" ilay zaza, izany hoe mi... tohiny
novalian'i arialy ny 23/02/2008 16:51
xxx ( 02/02/2008 20:48)
ahoana kay le hoe bassin etroit de tsy maintsy atao cesarienne de mety misy fiantraikany ve rehefa avy mididy sa tsy misy atahorana ... tohiny
niryna ( 01/02/2008 06:20)
Inona no toro-hevitra omenao ny olona raha te ho lava andro hihainana izy? 1- Mihinana sakafo in-dimy tsikelikely fa tsy sakafo mazefatra sarotra levonina 2-Mihomehy foana,na dia indray mandeha isan... tohiny
novalian'i niryna ny 15/02/2008 06:12
bobone ( 29/01/2008 07:55)
Amin'izao fahavaratra izao dia maro be mihitsy ny olona tratra ity aretina hoe "ALA-POTAKA" na le aretina hita ao @ elakelan-tongotra ! masaka be ary mangidihidy be ! maro ny aty tratra io ka misy m... tohiny
novalian'i bobone ny 05/02/2008 08:02
olomboavonjy ( 22/01/2008 12:26)
hono hoa efa laniny acariens ve nareo:?: za matsy de raha tsy voakopako ny fandriana @ maraina iny de tena mandadilady ohatran'ny parasy mitsy ry zalahy mandrtra ny alina :^) ahoana kay no fomba ata... tohiny
novalian'i niryna ny 01/02/2008 06:00
arson ( 22/01/2008 12:08)
mba mila fanampina avy aminareo reto fa misy namako MARARY VOA de mila fitsabona haingana nefa tsy hita izay hatao.Hospitalisé izy amizao fotoana izao,efa vola maro no lany.Ny voany anakiroa to efa m... tohiny
novalian'i dynar ny 16/05/2015 06:25
soanja ( 19/01/2008 03:36)
Azafady indrindra maika be, sao mba misy mahalala raha misy hopitaly goavana ao Manakara na karazana Hopitaly afaka hitsaboana tsara ka misy ny zavatra ilaina rehetra na dokotera mpandidy sns.... ... tohiny
rvi ( 13/01/2008 08:30)
mitady fanampiana @fitsaboana cystycercose ankoatra ny [b]praziquantel[/b] raha misy sy tokony hatao... tohiny
niryna ( 12/01/2008 03:19)
Hoy ilay olona izay hoe :Tezitra ny lehibe-ko dia aty amiko izy no manapatra izay hatezerany.Tonga tany an-trano aho dia ny vadiko no anamparako ny ny hatezerako.Nihazakazaka eraky ny trano ny ankizy ... tohiny
novalian'i niryna ny 19/01/2008 04:31
shyan1 ( 10/01/2008 15:58)
Mba managataka fanampiana rey azafady fa tena tsy azoko intsony ilay izy. Efa ho 12 jours zao, mandeha ra (règle) fona mamanay ary betsaka ihany , normal ve zany raha menopause? ary tena vizaka be ... tohiny
novalian'i niryna ny 15/01/2008 06:29
endrika01 ( 09/01/2008 14:29)
gAGA GAGA ho'aho zaho manontany tena hoe :ARETINA VE SA FAHAVORETRANA no mahatonga ireny zaza ireny ho be lelo,'zay toerana handalovako ka misy zaza milalao na mijorojoro dia ,toa mitarozaka be dôl... tohiny
Rakotofaly ( 08/01/2008 14:12)
Manahoana daholo ny mpiserasera rehetra, dia arahabaina tratry ny taona vaovao 2008 daholo isika rehetra. Ka izao ary e! Mba te ahafantatra ny hevitr'izay olona efa nihinana an'ity OMEGA 3 ity aho, n... tohiny
novalian'i niryna ny 13/01/2008 06:18
niryna ( 31/12/2007 06:07)
Miankina ireo fitaizana sy fizaran'ny ray aman-dreniny izany no mahatonga ny fahasalaman'ny zaza ara-tsaina sy ara-panahy. Ny ara-batana moa dia miankina amin'izay zavatra mety mitranga ny rehetra iha... tohiny
novalian'i niryna ny 18/01/2008 06:53
dadane ( 26/12/2007 12:02)
faly miarahaba tratry ny krisimasy anareo daholo ny vaovao dia maty i jellas tamin'ny herin'andro teo koa maneho fisaorana anareo ny ray aman-dreniny tamin'ny nitondranareo vavaka tamin'ny fahasalaman... tohiny
salmo1 ( 10/12/2007 15:57)
Misy Bandy zay nikôzy tamiko an'izao: Misy nify mitsiry vaovao vazany, mararirary hono hatramin'ny takolany, ny tendany. Tady tsy hisokatra hono ny vavany rehefa mikaly, fa tena manasarotra ilay... tohiny
novalian'i niryna ny 04/01/2008 19:28
xxx ( 10/12/2007 08:10)
efa mba tratra io ve ianareo fa tena mampinjaly re tsy mety afaka mihitsy, efa atao ny fitandremana rehetra fa ê tsy misasa @ ranon'ny jirama sns, ampiasaina daholo izao kazarana fanaody izay omen'ny... tohiny
dadane ( 06/12/2007 02:50)
ny association RAYONS DE SOLEIL dia miahy ny olona voan'ny insuffisance renal sy miahy ny be antitra izay arian'ny zanany ary ireo zaza kamboty ary zaza mahantra koa mba miangavy izahay raha mba mahaf... tohiny
novalian'i dadane ny 07/01/2008 08:05
mzksoa ( 05/12/2007 15:44)
:D salut [u]Feno tasy tarehiko fa nokitihina ny mony efa ho 3 taona lasa izay[/u] dia efa mba afakafaka fa hono oa e, Inona kay no :idea: azonareo omena ahy hanalana tanteraka raha mbola azo... tohiny
endrika01 ( 02/12/2007 14:57)
Malaza be ao Afrika ao ity famorana viavy ity,soa ihany fa mbola tsy tonga eto amintsika.Tena mba mampalahelo ny toe-tsaina misy eo amin'izy ireo. Maro no maty noho io famorana hoan'ny viavy... tohiny
novalian'i endrika01 ny 09/12/2007 12:08
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0953