Fahasalamana

diamondra27 ( 22/07/2008 09:34)
mila fanampiana e. inona no atao fa tsy mety sitrana ny tongotra folaka efa ho 2 mois izao, manao radio dia hoe: tsy misy inona nefa ilay izy mbola heno marary ihany. Rehefa midina ny tohatra oha... tohiny
xxx ( 21/07/2008 23:37)
o ry reto a. mbola vao iray volana fotsiny ny kiboko. anefa izaho tena reraka be sahady. tsy te hanao na inona na inona hafa tsy ny matory dia mihinana. ny lamosiko marary. dia voatery hiala amin ... tohiny
novalian'i malalany ny 30/09/2008 09:25
yonikafopl ( 15/07/2008 18:44)
Miarahaba ny rehetra, Mba saika hanontany hopitaly tsara afaka hitsaboaana cancer any Dago, efa vita ny operation fa resaka traitement (chimio sy Radio),ny resaka hospitalisation ve mba misy azo hat... tohiny
novalian'i kalasnou ny 23/07/2008 22:36
Harikoeli ( 14/07/2008 13:29)
Manaona daholo! Za hoa ry reto naika mba hangataka fanampiana!za zany tena lasa be angadrano be mints !depuis 2mois teo ngamba zay !ny antony tsy de haiko loatra nefa za aloa niova shampoing eh!de in... tohiny
novalian'i niryna ny 01/09/2008 21:31
niryna ( 13/07/2008 19:19)
Tadidiko fahiny nisy appareil kely izay nafaran'ilay ramatoa taty an-dafy hono dia iny ilay ramatoa apetany amin'ny orony foana ilay izy rehefa alohan'ny andeha hatory izy.Taty aoriana tokoa hitako ... tohiny
novalian'i niryna ny 25/07/2008 18:41
tess ( 10/07/2008 19:23)
Hono ho aho ???? MISy namana iray izay niteny fa ny tongotra miady lohalika na x na koa bingo hono dia azo ahitsy na dia efa lehibe aza....misy sipa efa lehibe izay X be ny tongony de nahitsy hono ..p... tohiny
novalian'i kalasnou ny 20/07/2008 22:31
niryna ( 07/07/2008 11:30)
Ny zaza teraka aty ivelany dia toa mavomavo izany matetika ka dia voatery tazomin'ny hopitaly andro vitsivitsy vao alefany mody. Ngorongosy ve no ilazana an'io ? dia ny olon-dehibe koa ve mety ho v... tohiny
novalian'i niryna ny 23/07/2008 04:16
xxx ( 04/07/2008 09:50)
miarahaba ny rehetra, mba afaka mitantara na milaza eto amin'ny ambangovangony ve ianareo reny izay efa niatrika io fomba fiterahana io? ny tiako ho lazaina dia hoe miandry ny col hisokatra etc... sa... tohiny
novalian'i Lejoba ny 23/07/2008 14:26
xxx ( 30/06/2008 07:59)
Mety mahita fika vaovao sy milay ve nareo @ fanalebiazana fika ,Mety azo alebiazina ve ny filahina sa tsia ... tohiny
novalian'i lalou99 ny 12/11/2008 06:20
zandikely ( 30/06/2008 02:43)
Nandeha ny resaka tato fa hoe misy mpikaroka Malagasy fa afaka mitsabo ny aretina Sida indray. Tsy vao izao manko nahenoana izany teto Madagasacar. Toa manontany tena iany hoe resaka marina ve sa resa... tohiny
niryna ( 26/06/2008 22:11)
Mba mahalasa saina ahy ny torohevitra mikasika ny fahasalamana ,tsy maintsy misotro rano in-8 ny kopy hono isika ao anatin' 1 andro. Dia avy eo indray lasa nisy niteny hoe be loatra izany. Ny fisotr... tohiny
novalian'i niryna ny 01/07/2008 01:03
margrity ( 26/06/2008 16:20)
Inona kay no mahatondra ny olona harary kibo rehefa matahotra?... tohiny
novalian'i niryna ny 01/07/2008 00:55
xxx ( 14/06/2008 18:19)
iza amin'ny zanakareo no efa tratran' ny soufle coeur de inona ny fanafodiny... tohiny
niryna ( 09/06/2008 17:49)
Raha natao hono ny fandinihana dia 10% ihany saina am-piasaintsika,kanefa afaka mihitatra hatramin'ny 70-95% mihitsy aza izany. Ireny olona tsy te hivaky saina,toa dondrona ,na manda ny tsy hianatra ... tohiny
novalian'i niryna ny 01/07/2008 00:21
zizi ( 05/06/2008 09:46)
Hono ho aho, mba misy namako izay te hahalala ny sakafo mampihena tension fa tsy dia mahalala loatra aho(ny papay no mba fantatro fa tsy haiko koa na tena mandaitra io). Sao ianareo mahalala ankoatr'i... tohiny
novalian'i xxx ny 17/06/2008 08:33
ainaheri ( 01/06/2008 17:54)
Mivoatra ny fivoarana syny fikarohana fa saingy tsy hay ny vokany http://www.cigartex.com/ Miala tsiny @ teny vahiny... tohiny
novalian'i niryna ny 06/06/2008 03:56
xxx ( 31/05/2008 00:38)
bonjour marary aho ay efa nahavita traitement, namerina coltrôle nefa mbola positif dia assina mandeha @ Institut Pasteur. Moa ve mety afaka tanteraka io aretina cysticercose io... tohiny
novalian'i endrika01 ny 09/06/2008 12:27
niryna ( 30/05/2008 23:20)
Tsy ho voatery mpino an'Atra ihany no resahiko fa na ny dokotera na ireny olona mpanome hevitra ireny na ny kristiana na iza na iza raha tsy mahay mamela heloka hono dia mety ho voan'ny cancer,arthrit... tohiny
novalian'i niryna ny 02/06/2008 01:03
belakely ( 29/05/2008 14:24)
Miarahaba e! Mba valio aho azafady, marina ve fa mahavoan'ny cancer ny misakafo amin'ny fitaovana plastika? sotro, vilia,sns........ tohiny
novalian'i tsidina ny 17/08/2008 13:58
nikah ( 28/05/2008 11:35)
Sao mba misy afaka manoro hevitra @ fampihenana kibo ankoatry ny manao abdomino ?????... tohiny
novalian'i arialy ny 01/07/2008 10:25
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0632