Fahasalamana

xxx ( 09/11/2008 19:33)
Iza ry reto no azo itokisana kokoa???... Ny dokotera efa antitra , tranainy ny systeme-ny sa ny dokotera vao tanora nahavita fandalinana methode vaovao????? Tsy izany fa misy dokotera mianaka izay ... tohiny
diamondra27 ( 08/11/2008 07:49)
ankehitriny dia mateti-pitranga any dago any ny hoe maty hono i ranona , de we fa naninona , de we niakatra ny tension-ny ilay fomba gasy ireny ve tsy dia mandaitra loatra sa tsy maintsy mila fanaf... tohiny
novalian'i Vaks ny 22/07/2019 12:47
niryna ( 07/11/2008 11:17)
Raha manadino ny nametrahana ny la cle na anaran'olona na be fitadidiana dia toa mandeha ho azy ary efa mpandalo ny olona sasany izany.Tsy aretina akory io ,fa indraindray aza ny tena efa lasa lavitra... tohiny
xxx ( 06/11/2008 13:13)
bjr dol sao mba misy afaka milaza momban'io aretina io sy manazava,misaotra e :!: ... tohiny
novalian'i fasaly ny 09/11/2008 10:35
niryna ( 03/11/2008 12:50)
Mety efa naheno isika fa ny fampiasana ny cellphone na telecel dia mety manimba ny ati-doha(brain) ary mety miteraka brain tumor na brain cancer . Ny ankizy mampiasa an'io hoy ny dokotera dia avo ... tohiny
novalian'i niryna ny 07/11/2008 10:45
xxx ( 01/11/2008 07:18)
midika inona kay ny perte marron une semaine mialohan'ny regle sa normal zany... tohiny
novalian'i kalasnou ny 03/02/2009 23:35
rafangotsohana ( 21/10/2008 08:42)
Miahaba anareo rehetra eto @ ny forum ny tenako. Izaho dia olona maniry koa raha maniry ny ma hiala @ toaka nefa dia tsy mety afaka mihitsy, ka na ny tokantranoko, na ny ankohonako dia tsapako... tohiny
xxx ( 20/10/2008 14:57)
Fainona no tena hatao hoe massage e???? Tsy haiko ny tena hatao hoe massage...manafosafo fotsiny (tsy maheno marary) sa ilay manapotsapotsaka hozatra ireny (mba tena henonao marary raha horina ilay f... tohiny
novalian'i pharmac ny 22/12/2008 22:14
notron ( 18/10/2008 07:51)
slt dôly! Indraindray fotsy tsy misy loko izy io. Indraindray somary manao lokona dité. Ao ny milaza fa rehafa misy loko dia midika ho salama satria mandeha ny loto. Misy koa miteny fa ilay ts... tohiny
novalian'i Veloo ny 21/10/2008 18:17
xxx ( 15/10/2008 15:41)
novalian'i niryna ny 03/11/2008 12:14
arialy ( 11/10/2008 12:39)
:) iza aminareo kay no efa nahita olona nisy na nisy mony lehibe dia lasa mafy be otry ny kiste ? dia ahoana ny manala azy? sa afaka hoazy eo? misaotra zay mamaly e... tohiny
novalian'i volazara ny 02/01/2009 12:37
endrika01 ( 10/10/2008 11:44)
Manaona dôly e! Hono ho aho,fa inona kay no mahatonga ny tarimo?Misy ny sasany eo ampoto-pe eo ;tena maharary mintsy hono izy ireny.Ny sasany ndray eo ambany ny valanorano eo koa misy mivonto mamatov... tohiny
novalian'i endrika01 ny 23/10/2008 11:15
xxx ( 06/10/2008 10:17)
Sao mba misy manankevitra!Fa misy olana mampiasa loha ahy ty!Zaho taloha refa tonga fotoana de bdb ny ra mandeha ary eo @ 1 semaine eo vao tapitra,@ zao anefa efa 2 volana zay,@ 1er jr sy 2e jrs,dia l... tohiny
pinouch ( 06/10/2008 08:29)
Slt, dhl mba ampio a ry reto fa nipika ny cheville-ko omaly de mivonto be ny tongotro ,inona ny tsara ataoko?... tohiny
kelly13 ( 02/10/2008 16:18)
miarahaba, aôna kay ny ataonareo refa le idiran'ny rano ny sofina refa manao douche? mandreraka b mantsy fa za tratra fôna misaotra ô!... tohiny
novalian'i kelly13 ny 17/10/2008 20:14
xxx ( 01/10/2008 17:31)
ny ist ve kay azo tsaboina tsy miverina intsony de inona ny fanafody tena mahafaka azy de mety tsy mitarika zavatra hafa ve na efa tsaboina ary... tohiny
novalian'i arialy ny 09/10/2008 09:09
xxx ( 30/09/2008 08:53)
Tena mba mafy iany refa tsy ampy vola.efa am bolana zao voany prostaty ny vadiko.refa nataony doko ny fandinihana d tokony atao opération nefa ny olana d tsy azo toranina izy, nefa io no fandidina mi... tohiny
novalian'i ni81 ny 30/09/2008 09:24
fiary ( 29/09/2008 19:20)
inona kay no maha-afaka ny mycose fa tena miverina fona le izy. efa nanao traitement ovule 2fois nefa mbola tsy afaka... tohiny
novalian'i ZAAINA ny 20/04/2021 12:21
kalm ( 28/09/2008 09:56)
Antso vonjy ho an'ny mpiray tanindrazana Lucy (25.08.2008 09:34): Izaho dia vehivavy 30 taona, manambady ary manan-janaka roalahy kely izay 8 sy 3 taona izahay. Eto Antananarivo izahay no mipetrak... tohiny
novalian'i endrika01 ny 15/10/2008 12:13
kalm ( 26/09/2008 12:09)
Tsy fantako aloha na io tandomerina tokoa no fiantsoana azy, ary ny anarany @teny frantsay koa tsy fanatako. Fa ho hazavaiko le izy. Rehefa @ fotoana mangatsiaka ny andro iny no matetika mitranga ami... tohiny
novalian'i niryna ny 04/10/2008 01:43
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.094