Za mihinana pille tsy mampiteraka ireny fa tonga foana ihany ny ovulationko de normale ihany koa ny regleko nefa misy miteny hoe maty ny ovulation rhf mihinana pille .Marina ve io :roll:
Ny ovulation misy foana ka. Raha tsy izany tsy hiteraka mihitsy fa atao hoe momba.
Ny pillule natao hanakana ny spermatozoïde tsy hi-féconder ny ovule. Dia rehefa tsy fécondée ny ovule dia maty dia miala tonga règles ny zavatra rehetra niandry ambrion.
marina izany. Misy iray tsy mety ao matoa mbola mi