marina ve

1. xxx ( 16/07/2009 21:07)
Za mihinana pille tsy mampiteraka ireny fa tonga foana ihany ny ovulationko de normale ihany koa ny regleko nefa misy miteny hoe maty ny ovulation rhf mihinana pille .Marina ve io :roll:
novalian'i fafinou ny 11/03/2010 12:09
2. Ratoa ( 16/07/2009 22:50)
Ny ovulation misy foana ka. Raha tsy izany tsy hiteraka mihitsy fa atao hoe momba.
Ny pillule natao hanakana ny spermatozoïde tsy hi-féconder ny ovule. Dia rehefa tsy fécondée ny ovule dia maty dia miala tonga règles ny zavatra rehetra niandry ambrion.
marina izany. Misy iray tsy mety ao matoa mbola mi
3. Ratoa ( 16/07/2009 22:51)
Diso ilay phrase farany fa diso famaky aho; aza eritreretina io farany io.
4. fafinou ( 11/03/2010 12:09)
ny pilule mi empecher ny ovulation.izay no mahatonga an lé iz tsy mampiteraka.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4053