Fahasalamana

AndriambyII ( 06/11/2010 22:16)
Asa na efa nisy nanasa maso isika , famoahana ny voamaso tanteraka @ toerany ary fanadiovana ireo loto tafiditra ao anaty grotte occulaire .Ny effet secondaire ny fanaovana izany no tsara ho fantarina... suite
répondu par niryna le 21/01/2011 17:12
ledala ( 22/10/2010 22:42)
Ankoatry ny fahavononana, inona koa no fomba atao mba hialana, sigara?... suite
répondu par joax20 le 18/02/2011 15:46
simplex ( 14/10/2010 11:24)
sali, inona kay no mahatonga ny krampy e?? dia inona koa no mety ho fanafodiny (zavatra atao refa voan'ny krampy) sy hoe fitandremana mba tsy ho voan'ny krampy mintsy?? ra ohatra ka voan'ny krampy ... suite
répondu par Ratoa le 25/03/2011 20:39
arialy ( 13/10/2010 10:26)
misy milaza fa io fanafody io hono manasitrana zavatra betsaka, iza kay no mahalala anio? izarao trai-kefa é... suite
répondu par arialy le 04/01/2011 17:35
flodine ( 07/10/2010 20:13)
Mba omeo hevitra mety mahaafaka kohaka zazakely 1an, ny tena tsara raha tsy fanafody naturelle. Misaotra mialoha.... suite
répondu par arialy le 20/10/2010 09:16
Lejoba ( 01/10/2010 12:22)
Saika hosoratako tatsy @ vavolombelona ity fa toa eto no be mpitsidika kokoa. Maro lahy ny anadahin-dreniko, be revy, ny vola misy ny aina matanjaka. Hita indray andro fa misy diabeta ny zokiny. Norar... suite
répondu par diamondra27 le 11/11/2010 16:38
aaaa ( 04/09/2010 13:47)
sao de mba misy manana soso-kevitra mba hisorohana ny fahasolana eo @ lehilahy.......... suite
répondu par guant le 05/05/2011 13:15
emonate ( 03/09/2010 09:33)
mba ameo hevitra aho f tena very hevitr mihints bevoka mantsi ni sipako de mbola tsi te hitaiza zay . ahona no ataoko .iza no hanatonako f ho asaronay leizy d oatrina kay ni manala zaza .@ zao de ai... suite
répondu par Lejoba le 07/09/2010 11:47
bobone ( 02/09/2010 14:27)
salama daholo ianareo namana !!! asa na efa renareo aloha fa misy vahona FOREVER any amerika no ahitana azy ! fanampin-tsakafo mahasitrana ny aretina izy io !!! na inona olana mahazo anay ! na ASTHME... suite
répondu par harry5 le 02/02/2011 13:12
soanja ( 09/08/2010 19:49)
Mahavariana sy mahaliana tokoa. Fanahy sa olona izy ireo? Tsy tena mazava amiko tsara ilay fandehany. 52 be izao no miasa araka ny tatitra an-gazety. http://www.taratramada.com/spip.php?article2680... suite
répondu par harena2 le 01/09/2011 12:32
nilex ( 04/08/2010 06:28)
Miarahaba antsika rehetra ,Lehilahy aho somary be kibo ka mitady fomba hanenana azy ankoatry ny sport izany,izany hoe eo amin'ny lafin'ny sakafo no tiako ho anontaniana .Ireny sakafo mahavoky nefa tsy... suite
répondu par iorenantsoa le 04/02/2011 10:58
sipagasy ( 25/07/2010 10:26)
Miarahaba Iza kay no mparary an-doha lava ato?? dia ahoana/inona ny fanafana ataonareo??... suite
répondu par Ratoa le 19/08/2010 22:45
RAVJERGA ( 24/06/2010 11:22)
Inona no sakafo na fanafody na tambavy na zavatra hafa mampaventy vatana haingana nefa tsy manimba fahasalamana, ary tsy misy effet secondaire.... suite
répondu par guant le 19/05/2011 05:59
NDINDY ( 17/06/2010 10:59)
INONA NO FANAFODY NA SAKAFO NA TAMBAVY NA HAFA, HITEZANA NY MASO MBA HAMPATEZA AZY KA TSY HANAOVANA SOLOMASO VETIVETY, NA MBA TSY HANAOVANA SOLOMASO MIHINTSY ? ... suite
répondu par soanja le 17/06/2010 11:30
3188 ( 11/06/2010 17:58)
sao mba misy manana toro hevitra .te hiala sigara fa tsy mety afaka mihintsy... suite
répondu par arialy le 06/07/2010 08:36
rafangotsohana ( 03/06/2010 08:57)
Miarahaba antsika forumiste rehetra ato! Mangataka torohevitra aminareo aho hoe "inona no ataoko mba hampahia ahy vetivety?" Dia misaotra anareo @ valiny!... suite
répondu par mousa le 04/06/2011 12:59
NDINDY ( 14/05/2010 13:05)
INONA NO FANAFODY SOIKY (ASTHEM) FA MIHETSIKA NY ARETIN-JANAKO. MIKOHAKA BE SADY TERA-TSEMBOKA BE IZY REHEFA AMIN'NY ALINA.... suite
répondu par Maranatha le 19/08/2011 10:55
xxx ( 12/05/2010 00:12)
Tsakoahana foana , inona no vahaolana ?? ... suite
répondu par tasopepa le 12/11/2010 09:41
xxx ( 06/05/2010 08:43)
Mba omeo toro-hevitra fa be loatra ny adintsaina noho ny fahasarotan'ny fiainana. Be dia be ny tanjona no kendrena nefa tsy tanteraka daholo. Toa misy sakatsakana foana .... suite
répondu par niryna le 08/05/2010 20:20
AndriambyII ( 02/05/2010 23:22)
SOS
Mila fanampiana azafady indrindra , AVC à 60 % de M.Stephane Allard 70aine ,région de Metz à Stiring soin immediat urgent .Appels aux âmes de bonne volonté SVP!!... suite
répondu par bobone le 09/06/2010 06:26
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0484