Hchnhhhnn !!!

1. xxx ( 12/05/2010 00:12)
Tsakoahana foana , inona no vahaolana ??
novalian'i tasopepa ny 12/11/2010 09:41
2. Ratoa ( 12/05/2010 00:38)
na 1° tapenana ny orona sy akatona tsara ny vava dia tsy mihaina paha tonga ny tsakoahana manaraka.
na
Misotro rano e dia be tsy aky ato.
3. xxx ( 12/05/2010 13:28)
tsy mampitahotra aho fa nisy reportage hitako, nitsakoahana ilay olona suite à un accident dia mandrakizay / mandrakizao nitsakoahana foana, efa no opérer-na , natao daholo izao rehetra izao fa tsy afaka intsony, reraka be foana izy rehefa hariva ...
4. tasopepa ( 12/11/2010 09:41)
ny vadiko efa nanao io tsakoahana matetika io, de natoron'ny dokotera hoe mihinana akondro fa voan'ny crampe ny vavoninao, de vao nihinana akondro izy de afaka, mila mihinana akondro matetika hono ny olona voan'ny crampe matetika, na crampe @ tongotra aza!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0842