tsy mampitahotra aho fa nisy reportage hitako, nitsakoahana ilay olona suite à un accident dia mandrakizay / mandrakizao nitsakoahana foana, efa no opérer-na , natao daholo izao rehetra izao fa tsy afaka intsony, reraka be foana izy rehefa hariva ...
ny vadiko efa nanao io tsakoahana matetika io, de natoron'ny dokotera hoe mihinana akondro fa voan'ny crampe ny vavoninao, de vao nihinana akondro izy de afaka, mila mihinana akondro matetika hono ny olona voan'ny crampe matetika, na crampe @ tongotra aza!