GROS COEUR

1. xxx ( 29/01/2010 07:36)
INONA NO ANAFODY MAHASITRANA GROS COEUR ?
novalian'i fitia2006 ny 27/04/2010 16:14
2. niryna ( 01/02/2010 01:59)
Tsy maintsy mitsabo tena ilay olona ary tsy azo atao ny manome alahelo azy na manao izay mahatezitra azy fa mora tezitra izy ireny.Raha kristiana ilay olona dia anjarany no mangataka fivavahana amin'ny fianakaviany sy ny mivavaka ho azy tenany mba ho sitran'Atra ny aretiny.Atra dia manao fahagagana maro isan'andro amin'ny fiainantsika
mahereza
(l) niryna
3. bobone ( 02/02/2010 06:41)
Niryna: tena marina io ry xxx a! fa mila mitsabo tena raha toa ka mbola tsy mahazaka ny onjan\'ny fiainana! nefa na dia izany aza ianao ihany koa no mahasitrana ny tenanao , miankina @ sainao io ! amboary tsara ny sainy , tonhy tsara ny fo , fa zaho efa voan\'izy io ! rehefa malahelo izy mihetsika , sosotra izy mihetsika , lafy izy mihetsika izany hoe rehefa zavatra mampiontam-po dia mihetsika foana izy . nkanefa raha tena tsy vita dia manantona dokotera , ary akino @ Atra ihany koa ny fiainana fa hainy ny manasitrana io.
4. ANARIM ( 02/02/2010 06:54)
amboary ny fo!!! avy amin'ny saina!!! dia mahereza!!!
5. soanja ( 06/02/2010 14:36)
xxx:

INONA NO ANAFODY MAHASITRANA GROS COEUR ?


Ny fanaovana meditation, yoga ary fanatanjahan-tena milamindamina (cardiovascular) ohatra raisiko mifoha maraina dia mandeha tongotra mitsangatsangana antsasakadiny farafaharatsiny isa-maraina. Ny misakafo tsara izay atao hoe sakafo mahasalama. Fenoana feon-kira malefadefaka ny fotoana iasana na ilamindaminana. Tsy manao vizaka be loatra ary tsy manao voky loatra rehefa hatory fa manjary manonofy ratsy. Ankoatr'izay dia ny fankanesana any amin'ny dokotera resaka fanafody, fa ireo ambony ireo dia ianao ihany dia dokoteran'ny tenanao. Mahereza.


6. ikaretsaka ( 08/02/2010 03:24)
meditations sy sports..mitendry mozika de mihomehimehy!
Bref, fitaizan-tsaina sy fitaizam-batana (izay tratry ny aina fa tsy forcena) izany e, dia mijery foko
7. xxx ( 08/02/2010 18:51)
ikaretsaka:

meditations sy sports..mitendry mozika de mihomehimehy!
Bref, fitaizan-tsaina sy fitaizam-batana (izay tratry ny aina fa tsy forcena) izany e, dia mijery foko



:-D :-D io zany le oe! gros (l) (l) e!
8. xxx ( 30/03/2010 09:52)
MBA TIAKO AZAVAINAO TSARA RY SOANJA IZANY ATAO HOE YOGA IZANY FA TENA METY MAHALINA TOKOA SATRIA MANTSY TOA MAHASITRANA ARETINA MARO BE HONO IZY . KOA RAHA AZONAO ATAO DIA MBA OMEO FANAZAVANA MISIMISY KOKOA AHO RAHA METY NA RAHA MISY NAMANA AFAKA MANOME FANAZAVANA DIA METY DAHOLO. MISAOTRA INDRINDRA E !
9. fitia2006 ( 27/04/2010 16:14)
efa tsy nitohy ny resaka vao tafiditra eto aho fa andramo lomana ao anaty varin'ampango misy ranony mangatsiaka ny akondro mandritra ny alina de refa maraina hohanina fa toa tsara sady tsy misy effet secondaire
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1758