GOUTTE
1. xxx
(
28/01/2010 13:14)
INONA NO FANAFODY GOUTTE FA TENA SAHIRANA AHO ?
novalian'i Ratoa ny 14/03/2010 05:23
2. Ratoa
(
29/01/2010 01:06)
Aza mahery mihinan-kena sy taovan-kena, indrindra ny atikena. Raha manao crise misotroa rano betsaka mifangaro voasary makirana 1l rano + voasary makirana eran'ny kôpy
3. jarifa
(
04/02/2010 05:02)
Ajanony tanteraka ny sakafo matsiro dia misotroa rano araka izay tratra e
4. mimi
(
04/02/2010 10:51)
Mazotoa manao angivy ampangotrahana dia sotroina ny ranony ary tsakoina ny vetiny tena mangidigidy aloha ireo fa mila miaritra e. Ohatra hoe angivy 2 toko dia asianao rano hitanao fa mety aminy dia ampangotrahana tsara vao sotroina. Dia ny sakafo matsiro sy saosy saosy ireny ajanona daholo.
7. diamondra27
(
08/02/2010 17:45)
Le vinaigre de cidre est l'un des remèdes les plus populaires de l'ancien temps. It was used for many different conditions and ailments. Il a été utilisé pour beaucoup de conditions différentes et d'affections. Mix 2 tbsp. Mélanger 2 c. à soupe. of organic honey and 2tbsp apple cider vinegar twice a day. de miel biologique et le vinaigre de cidre de pomme 2 c. à soupe deux fois par jour. Soon you will notice an improvement in your gout symptoms. Bientôt, vous remarquerez une amélioration de vos symptômes goutte.
s de cerises est aussi grand, il fera la méme chose que manger des cerises, de réduire et neutraliser l'acide urique dans le corps.
s de cerises est aussi grand, il fera la méme chose que manger des cerises, de réduire et neutraliser l'acide urique dans le corps.
8. Lejoba
(
24/02/2010 11:50)
ankoatr'ireo voalazan'ny namana ireo, ajanony ny fihinanana voatabia masaka; indrindra ny ketchup sy ny sauce pizza.
Vahona 1 sotro, ampiana tantely 8 sotro, dia tampohana raho 1l. Atao rano fisotro isan'andro mandra-pahasitrana
Vahona 1 sotro, ampiana tantely 8 sotro, dia tampohana raho 1l. Atao rano fisotro isan'andro mandra-pahasitrana