Fahasalamana

fahorihambe ( 17/11/2015 04:13)
manahoana daholo e! lehilahy ny tenako manoratra ary 29 taona aho izao. Manambady aman-janaka iray koa. mba mangataka torohevitra aminareo fa tena mijaly ary tena sahiran-tsaina tokoa. ny olako dia i... tohiny
novalian'i faed16 ny 30/06/2016 06:53
DILAY ( 25/09/2015 08:53)
salama daholo! za saika mba hanontany fa nanao analyse prenatale za tam mercredi dia positive ny serologie RPR dia oe mis Syphilis hono.dia efa mitsindrona pendant 3 semaines izay mivady.Dia eo amzay... tohiny
novalian'i dinadina ny 06/01/2017 11:44
napou ( 06/08/2015 14:29)
Miarahaba antsika rehetra Hono oa ry zareo, inona no tena fanafody manafaka an'ireny aphte ireny fa tena mijaly mihintsy za. Isaky ny reraka aho na hoe tsy ampy torimaso dia mipoitra ilay izy ary miv... tohiny
novalian'i napou ny 01/10/2015 06:06
MITIA7 ( 06/08/2015 08:40)
Rehefa misotro rano betsaka ve ianareo dia avy hatrany dia teipipy sa afaka firy minitra na ora? Izaho manko amin'izao tena misotro rano be, ary juste apres 15mn nisotroana rano na 30mn raha el indrin... tohiny
novalian'i TenWors ny 25/09/2015 11:47
tsitsina110 ( 14/07/2015 11:04)
inona no tena mahomby ... tohiny
novalian'i faed16 ny 30/06/2016 06:39
mivoatra ( 13/07/2015 09:50)
NY BIOSCANNER Ireo mpivarotra (mpibizna) dia mikaroka hatrany izay hampiroborobo ny varony. Isan'izany ny fampiasana ny fitaovana " bioscanner " izay azontsika jerena eto ambany ny momba azy, mety h... tohiny
novalian'i pakopako ny 05/09/2015 06:17
aglaadsgaiz ( 19/06/2015 14:39)
yo yo io le anarako de arakizay ko ny hataviko,taloha za nahia te hatavy,zao lasa natavy b tsisy frein tsoun,atorohy hevitra mapahia aingana ra mis;ef nataoko daolo fanantajahatena,régime reeetra ,ma... tohiny
novalian'i 7411 ny 06/03/2016 04:34
aglaadsgaiz ( 19/06/2015 14:37)
yo yo io le anarako de arakizay ko ny hataviko,taloha za nahia te hatavy,zao lasa natavy b tsisy frein tsoun,atorohy hevitra mapahia aingana ra mis;ef nataoko daolo fanantajahatena,régime reeetra ,ma... tohiny
novalian'i hery ny 15/10/2015 16:55
ktapo ( 06/06/2015 09:03)
Salama o! Mihinana fanafody maromaro mandrapahafaty ny raiko any Dago. Isaky ny 6 volana dia 300€ mahery eo no alohako. Naheno aho fa toa misy izany Pharmacie mora izany hono eto Paris. Sao dia misy... tohiny
novalian'i booboo ny 08/06/2015 13:28
clarette ( 03/06/2015 18:07)
sao dia misy mahalala dokotera na clinique manao insémination ,miaraka ami prix na num ,azafady indrindra... tohiny
novalian'i TenWors ny 24/09/2015 13:12
shala ( 24/04/2015 05:44)
Miarahaba ny namana rehetra! Inona kay ry zareo no effet any fisotroana renom-boasarimakirana maina azafad? Zany hoe apangotraana n rano dia asina tetika citron ef le maina amidy any an tsena reny? M... tohiny
novalian'i endriny ny 25/04/2015 06:44
miandrandraFiovana ( 13/04/2015 12:18)
Miarahaba anareo rehetra, Izay aho vao nandray anjara t@ forum malagasy . Izaho dia nijaly efa 10 taona zao. Nanomboka 10 taona aho no tratran'ny mauvaise haleine tsy voazava ary 20 taona aho zao. ... tohiny
jhow ( 03/04/2015 04:55)
Marina ve zany??? Dokotera no niteny an'izany tamin'ilay marary??? :/... tohiny
novalian'i Ratoa ny 16/11/2015 00:00
mpisotrtoaka ( 30/03/2015 10:10)
Salama daholo ny namana rehetra ! Inona no atao hoe rhumatisme ary inona no mahatonga azy ! Inona no fanafany ? Misaotra indrindra e !... tohiny
novalian'i Ratoa ny 06/05/2015 14:19
katitanikely ( 28/03/2015 04:31)
Miarahaba. Ny tena marna mitady dokotera mahay za fa tsy dia atokisako intsony ny sasany... Lany vola lany fotoana kanefa tsy mahomby.. Mbola tsy nanantona doktera aho tamn ito fa otran misy zavatra ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 30/03/2015 07:49
katitanikely ( 28/03/2015 04:13)
[b]bold text[/b]Manaona daol. Za ry reto matahotra sao sanatria zavatra hafahafa le amban'ny helikako. leiz otrany oe mis lohany kl otran manana sensation oe maratra kel eo am lohany. Fa mafimaf afaaf... tohiny
novalian'i Ratoa ny 15/11/2015 23:41
Bobl ( 25/03/2015 08:08)
bjr dhl za rzareo mivoka nana kel fon ny malelaako d ts aiko we zan ve le we "angatra" sa tsia? fef nanatona dokotera d nomeny Ciprofloxacine nandritrany 7 andro fa tapitra izao ny 7 andro ts mbol nis... tohiny
NiainaRalay ( 04/03/2015 11:34)
inona ry zareo no toro-hevitra tsara fanadiovana nify, ilay misy "plaques" na "tartes" fotsifotsy miraikitra ireny, na koa mavomavo, ankoatra ny fanaovana "Détartrage"! Misaotra nareo... tohiny
novalian'i booboo ny 04/03/2015 15:34
Fanhaiky ( 25/02/2015 14:23)
Misy effet secondaire ve ny fihinana protéine, dia aiza no mety ahitana azy. Pharmacie ve sa Grande Surface? Mankasitraka indrindra Am-pitiavana be foana... tohiny
novalian'i sitlo ny 24/03/2015 04:31
NiainaRalay ( 26/01/2015 12:35)
Mba mila hevitra indray aho ry zareo! Ny PilPlan 72h 4 cp aveo 4 cp aorian ny 12ora ve tena azo antoka fa mahasakana ny fécondation! t@ ny 14, 16, janoary teo ah nanao firaisana ara-nofo dia natahotr... tohiny
novalian'i endriny ny 05/02/2015 17:44
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2011