Fahasalamana

Mandinika ( 09/07/2017 04:22)
Toa mahakivy tokoa ny miaina raha mijery ny fiainan'olona ankehitriny indrindra fa ny aty ambanivohitra noho ny fiovaovan'ny toetr'andro izay nanimba ny vokatra ary miteraka trangan javatr samiafa ka ... tohiny
njiva77 ( 05/04/2017 07:22)
raha 21jours après accouchement ve zay mvad nanw d ntsuahana ref tng d met ahiana n met ipetrahany?mb manuntan f tena ts mahay tmpk o!mr6 uantsik maml o!... tohiny
novalian'i midrou ny 24/10/2019 17:53
tokyma ( 03/04/2017 14:37)
Salama daholo ry zareo a.momba ny resaka fahsalamana ndray ity e.hono oa.azafady.possible ve hoe mbola mahazo fafiny ny vehivavy ref manao firaisana aranofo,raha nolazainle doktera fa nofatorana ny tr... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 06/04/2017 18:15
gpdaniel072 ( 16/03/2017 13:07)
ho anarew rehetra ze be mony n ho lazaiko anity torohevtr ity -_- ,ra te anala mony enaw de izaw n atao-kosehina @ tanana isanandro ny tarehy de ho itanaw fa ho afaka ny moninaw,de ra mi6 tasy indray ... tohiny
novalian'i Nihal ny 30/03/2017 07:36
Rajca ( 28/02/2017 05:43)
Salama aby! Hono hoa ry zareo, mila misafidy toerana hiterahana aho izao. Sainte Fleurs na Clinique des Soeurs Ankadifotsy no akaiky ahy indrindra. Ny fanontaniko dia hoe: iza amin'ireo kay no tena t... tohiny
novalian'i sasakely ny 17/10/2018 10:10
nathoo ( 27/02/2017 14:21)
Bnjr daol!!! firy andro kay azafady ny faharetan'ilay traitement cura7 sy ny candistatin? Dia firy andro aorian'ny fanomboan'ny traitement no tokony ho ita ny fihatasran'ny fahasalamana? MISAOTRA ho... tohiny
Torohy ( 04/02/2017 02:40)
Salama daholo tompoko, Tsaiko na efa nisy resaka otranzao tato na tsia fa MBA mila toro-hevitra azafady tompoko,, Niaraka t@sipa zay aho dia isakiny manao firaisana aranofo dia mapiasa fimailo foana a... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 06/02/2017 11:31
SahirantsainaB ( 30/01/2017 13:21)
Salama daoly, Tsaika mba anontany azafady sode mba misy mahafantatra fanafody gasy manasitra herpes genital fa tena leo tena leo. Efa nijeroko t@ internet iz io oe tsy misy fanafody zany, de mba an... tohiny
novalian'i bichette ny 17/04/2018 10:02
raharimanarivoeric ( 18/01/2017 07:42)
Manahoana daholo..Mba mangataka torohevitra fa tena tsy mety afaka amin sigara euh..Ten miezak fa ts6 valin mints..Misaotra oanze mamaly... tohiny
SYLLA8 ( 06/01/2017 10:44)
Salama daolo, ono wa ry zareo, inona tokoa hoa ny fanafodin'ny aretinify? ts zan manku fa tena marary nify b ny zandriko d ef nividanana fanafody tam pharma iz f mbl tsy sitrana, nampihinana paraky ku... tohiny
novalian'i nirynah ny 02/10/2018 12:40
rhaj0 ( 23/12/2016 13:51)
Ny dokotera falehako aty Kanada, dia... miezaka ny TSY hanome fanafody mihintsy. Rahefa marary, dia hoz'izy izay : "c'est normal". Izany hoe, toa hoe "lalam-piainana" ny aretina. Ary dia, toa ny hoe, ... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 03/01/2017 12:51
J.niaina ( 08/12/2016 14:17)
Miarahaba antsika rehetra, Inona avy no mety mahatonga ny vay ? Misaotra mialoha ho an'izay hamaly.... tohiny
novalian'i NDINDY ny 22/09/2018 12:58
Onja.H ( 15/11/2016 09:49)
Miarahab, meti firy taona eo ny vehivav n afak mterak ndrai ra afa-jaza rehef ntondra 7 volana f tratran'n accident d mati tao ambohok l zaza?... tohiny
novalian'i Iandria ny 17/11/2016 04:32
NDINDY ( 12/11/2016 13:25)
Inona no mahatonga ny lehilahy ho voan'ny PROSTATE; dia inona no atao mba ho fiarovana tsy ho voany ?... tohiny
sam.saholy ( 25/10/2016 08:23)
Miarahaba ! Azafady ,inona kay ny fanafody mety hanala ireny vay ireny azafady Misaotra Mialoha... tohiny
novalian'i hery ny 11/11/2016 08:45
NDINDY ( 22/10/2016 12:24)
MIARAHABA ANAREO NAMANA JIABY ? MBA AMBARAO FANAFODY MANALA FOFONKELIKA ZALAHY FA TENA TSY METY AHAFAKA MIHINTSY NY AHY SA MISY TORO HEVITRA HAFA TSY HAIKO ? MISAOTRA MIALOHA E; EFA NATAOKO DAHOLO IRE... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 11/11/2016 16:23
famenohasambarana ( 18/10/2016 12:17)
bjr,izaho dia manana olana tsy ahafahana miteraka,rehefa avy natao radio ny tranon-jaza dia hita fa bouché ny trompe iray ary phimosis izany hoe tery ny trompe iray,sao dia misy mitovy cas amiko ka a... tohiny
RAVONI ( 05/10/2016 13:59)
Salama daholo, misy afaka manoro hevitra ve hoe inona avy no karazana produit tena tsara amin'ny volotsika malagasy ohatra amin'ireny karazana produit mitobaka eny @mpivarotra ireny? indrindra fa ny ... tohiny
novalian'i booboo ny 06/10/2016 09:14
nath02 ( 09/09/2016 12:53)
slt a tous,lasa be dia be ny moniko,napiasa eau de rose sy gommage voatabia za fa tena vo maik lasa mis mainty2 kely bdb ny tarehiko,iza no afaka hamaly a? msaotra mialoha... tohiny
novalian'i ora ny 14/09/2016 07:33
mika001 ( 04/08/2016 16:17)
aona ry zareo no fomba ialana sigara, ny sasany miteny oe ny sauna iany no mitondra an'io nefa otrany sarotra iany a, indrindra le avy misakafo sy misotro kely d le maita namana mifoka... tohiny
novalian'i Miharena ny 05/08/2016 16:20
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.9597