Hilana fanazavana.

1. nathoo ( 27/02/2017 14:21)
Bnjr daol!!!
firy andro kay azafady ny faharetan'ilay traitement cura7 sy ny candistatin? Dia firy andro aorian'ny fanomboan'ny traitement no tokony ho ita ny fihatasran'ny fahasalamana?

MISAOTRA ho an'ireo izay hamalay, ary ialana tsiny ny diso fanoratra !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2518