Ny antony mahatonga ny vay ?
1. J.niaina
(
08/12/2016 14:17)
Miarahaba antsika rehetra,
Inona avy no mety mahatonga ny vay ?
Misaotra mialoha ho an'izay hamaly.
2. NDINDY
(
22/09/2018 12:58)
[quote=J.niaina]
Miarahaba antsika rehetra,
Inona avy no mety mahatonga ny vay ?
Ny antony mahatonga ny vay dia fihinanasakafo mavesatra , sakafo tsy zaka
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2025 - page load 0.2353