Ny Fahasalaman'ny Mponina Aty Ambanivohitra

1. Mandinika ( 09/07/2017 04:22)
Toa mahakivy tokoa ny miaina raha mijery ny fiainan'olona ankehitriny indrindra fa ny aty ambanivohitra noho ny fiovaovan'ny toetr'andro izay nanimba ny vokatra ary miteraka trangan javatr samiafa ka ny eo amin ny fahasalamana no horesahako voaloany toa mitranga ny karazana aretina maro ary ny olon dehibe no tena lasibatra amin izany sad ny mahagaga dia tsy tena mandray andraikitra ny dokotera fa manao ala safay fotsiny ny fahasalaman ny mponina marina ihany angamba ny vaolazan ny hafatry ny eveka 2017 manao hoe "genocide silencieux"
mbola hitohy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1613