possible ve?

1. njiva77 ( 05/04/2017 07:22)
raha 21jours après accouchement ve zay mvad nanw d ntsuahana ref tng d met ahiana n met ipetrahany?mb manuntan f tena ts mahay tmpk o!mr6 uantsik maml o!
novalian'i midrou ny 24/10/2019 17:53
2. hery ( 05/04/2017 18:41)
Tsy haiko tsara ilay soratra fa raha atao mazava kokoa mety azo valiana ihany.
3. Fiffi ( 06/04/2017 19:22)

njiva77:


raha 21jours après accouchement ve zay mvad nanw d ntsuahana ref tng d met ahiana n met ipetrahany?mb manuntan f tena ts mahay tmpk o!mr6 uantsik maml o!



charabia be manadala.......zao ve dia mba teny gasy ?
4. rhaj0 ( 07/04/2017 12:51)
Asio ezaka kosa eee... Ny komionikasio anie 2-way ee.. izy miezaka ny mampita, ianao miezaka ny hahazo. Sa anglisy ny 2-way? sa nareo ve sahala @ ireny frantsay snob ireny, ka raha vao tsy mitovy @ fomba fiteninareo dia gaigy eee...

ka hoy izany ny namana teo ee... dia jereo tsara fa mba manaja anareo mpamaky izy, manao tompoko sady misaotra.

Raha 21 jours apres accouchement ve izahay mivady nanao, dia notsoahana rehefa tonga, dia mety ahiana ny mety ipetrahany? Mba manontany fa tena tsy mahay tompoko o! Misaotra ho antsika mamaly o!
5. endriny ( 07/04/2017 13:51)
Raha avy terapia ianao dia tokony tsy ho bevohoka raha tsy afaka 3 volana. Maika moa fa mampinono ianao, dia tokony maharitra hatramin'ny 6-10 volana mihintsy io fotoana tsy mahalonaka anao io. Ka tsy tokony hatahotra ianao raha mbola tsy miverina ny fadimbolana.

Fa Tena tsy mahandry koa ve ramose no dia vao 21 andro no niterahana dia efa mangataka sahady. Na ianao aza ve dia ahazo fafiny amin'izany.

Saingy adidy moa ka tsy ifanomezan-tsiny.
6. rhaj0 ( 07/04/2017 16:54)
TSikarohy ihany Ineny Gogola fa mety ahitana hevitra ee..
http://lmgtfy.com/?q=sex+after+giving+birth

The most important thing is to wait until you are physically and emotionally ready . A small number of couples start having sex within the first month after the birth, but about half wait until at least six weeks, as do most women who have had a tear or episiotomy

Ny matetika izany dia afaka 4 na 6 herinandro vao manao, indrindra moa raha "tataka" ilay izy rahefa namoaka an'Ilaikely teo.

Fa ny zava-dehibe hono dia rahefa vonona ara-barana sy ara-tsaina sy fo sy fanahy izany ianareo roaroa ee.. indrindra i Ravehivavy.

Ary io kosany ry Endriny dia tsisy resaka "adidy", fa resaka fitia sy bien-etre ny tsi11 sy rehetra aaaa...


Dia nandramako indray ny tsikaroka gogola ity
http://lmgtfy.com/?q=pregnancy+after+giving+birth
You can ovulate as early as 25 days after giving birth if you aren't breastfeeding.

Ka ny fanontanianao voalohany, dia 21 andro nareo dia nanao. Fa hoy iNeny Gogola hoe, 25 andro no mety isiany, koa dia "mety" tsy bikina izany nareo ao ee... "mety" ho'a, fa satria TSY science exact io fa misy incertitude bebe ihany...
7. njiva77 ( 10/04/2017 10:06)
charabia be manadala.......zao ve dia mba teny gasy ?
[/quote]
=>salut Fiffi, ekeko fa misy tsy teny gasy tokoa nefa tena sur ve ianao fa tena tsisy azonao izay mba tiako tenenina??? Azafady ry fanaperana o!
8. rhaj0 ( 11/04/2017 11:02)
hi hi hi... nahazo ny paquet-ny i Fiffi.. Sady ny teny hoe Fiffi na koa ilay "charabia" zao ve dia mba teny gasy ? :-)
9. midrou ( 24/10/2019 17:53)
Bjr daholo e!!!!!


io aloha dia miankina @ nareo mivady ihan fa kosa raha ny tokony ho izy dia mba manakaikikaiky ny 1 volana any d @zay toy ny vaovao indray ny fifankatiavanareo.....

ny hoe bikna ..!
asa?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.804