mony gomina

1. gpdaniel072 ( 16/03/2017 13:07)
ho anarew rehetra ze be mony n ho lazaiko anity torohevtr ity -_- ,ra te anala mony enaw de izaw n atao-kosehina @ tanana isanandro ny tarehy de ho itanaw fa ho afaka ny moninaw,de ra mi6 tasy indray de zaw n torohevitra-asivo menaka tarehy ze misy irew faritra ze mi6 tasy fanamarihana-ze misy tasy ihany alo n asina,atao milona ew mandritran'i alina fanamarihana-ts kosehina fa avela ho maina ew ,rehefa mifoha maraina d izaw n ataw-alaina ny savony izay mi6 de rano mafana tsara de sasana de akôrina @tanana sy savony ilay point noir de aview sasana @ rano mafana-ataovy fa mety ampasoa anaw.fb mèlianah styve
novalian'i Nihal ny 30/03/2017 07:36
2. gpdaniel072 ( 16/03/2017 13:13)
3. Nihal ( 30/03/2017 07:36)
Tsy haratra ve ny tarehy am zany?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.378