Angatra ve sa inona

1. Torohy ( 04/02/2017 02:40)
Salama daholo tompoko,
Tsaiko na efa nisy resaka otranzao tato na tsia fa MBA mila toro-hevitra azafady tompoko,,
Niaraka t@sipa zay aho dia isakiny manao firaisana aranofo dia mapiasa fimailo foana aho ka nisy fotoana nanandrana izany atao hoe sodomie izany ka ny adisoako dia izao,tsy nanisy fiharovana izao,n apitso nisy otrany nafanafana tao akaikiny lohan'ilay maha lehilahy ahy,lazaiko fa tsy mazaka ''produit'' ilay fimailo áa ho k TS de noraharaiko afaka erinandro otrany mivoaka sperme sa nana kely mpetaka@aty patalohako hitako,dia@zao ilay izy tsy misy intsoiny nefa fa mafanafana foana,dia rhf TS misotro rano b aho dia mverina mahamahivahy de rhf mi-''pipi'' koa di áa misy mahamahivahy n farany f matavavoaka ''pipi normal'' tsara aho anefa,,,,mila valin'teny mahafa-po sy toro-hevitra matotra azafady indrindra...Miala @ireo izay tenu diso fanoratra ary fanafohizan'teny eo ambony
novalian'i rhaj0 ny 06/02/2017 11:31
2. rhaj0 ( 06/02/2017 11:31)
tena hihazakazao any dokotera io ry namana f'aza angatahina andro.. Misy aretina raha sirika aloha dia mora sitranina kokoa..
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3686