Fahasalamana

kapisou ( 03/08/2016 13:13)
Faly miarahaba antsika rehetra, mba mila hevitra azfd fa za manana namana te iteraka mafy nefa de efa in3 zay tsy azo foana ilay zaza fa teraka à 25 SA fona izy! sao dia misy mahalala kay eto Mada v... tohiny
radoratsimba ( 24/06/2016 05:50)
Miarahaba anareo rehetr , hono ho a r zareo aiza eto tana kay no misy dentiste mahay an le manoy nify tapaka? d mety ôtrin ? tena mahay a misaotra betsaka... tohiny
dognatmg ( 23/06/2016 08:18)
Fomba ny olona no manao dokotera tena, indrindra rehefa mahitahita izay izy eo amin'ny fiainana niainany niaraka tamin'ny aretiny. Amin'ny resaka SIDA no hampiasaina an'io TRUVADA io. Mampiasa an'io n... tohiny
tiaviniainagasy ( 17/06/2016 05:49)
slm dol! za rangah te h mince an! arakarak ny hinanako sakaf voa maik mampatav ahy. Mb mila vonjy e!!!!... tohiny
novalian'i napou ny 01/08/2016 06:38
kamita ( 12/06/2016 11:36)
18 taona, mbola tsy nihinana "pilule contraceptive" aho ary tsy nieritreritra an'izany mihitsy taloha. @zao anefa dia mieritreritra ny anomboka ihinana azy io aho raha nahare fa azo antoka tsara ary m... tohiny
novalian'i Fiffi ny 13/06/2016 16:28
rhaj0 ( 31/05/2016 11:10)
Androany 31 May ny Andro Iraisam-Pirenena Iadiana @ Fifohana Sigara http://www.journee-mondiale.com/164/journee-mondiale-sans-tabac.htm Efa fantatra izany izao fa ny sigara dia - mahavoan'ny cancer -... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 31/05/2016 14:58
angouz ( 22/05/2016 17:53)
Inona marina no tena mahasitrana ny marary saina fa toa misy fianankaviana iray izay dia lany volabe nefa dia tsy sitrana intsony ary dia maty ihany ilay adala ?... tohiny
novalian'i angouz ny 27/05/2016 14:38
rhaj0 ( 16/05/2016 13:40)
Inona tsara moa izany ny Vaksiny https://fr.wikipedia.org/wiki/Vaccination ... introduire un agent extérieur (le vaccin) dans un organisme vivant afin de créer une réaction immunitaire positive co... tohiny
novalian'i booboo ny 13/06/2016 09:03
charoumeni ( 10/05/2016 15:40)
Bjr namana isany! Izaho mahita fa tsy azo antoka loatra intsony ny ranon'ny JIRAMA ka mba manotany anareo aho:"mety @ toilette intime an'ny vehivavy ve ny rano misy sur'eau na eau de javel sa mety man... tohiny
novalian'i booboo ny 13/06/2016 08:33
ericruj ( 05/05/2016 10:46)
Manahoana daholo, Mitady correspondant sy namana Malagasy, manana zanaka lahy ary manana intention TSY hampanao famorana an'io zazalahy io. Ny tenako moa Malagasy ihany, fa mihevitra ahy hoe? meme s... tohiny
rickardorickardo2 ( 23/04/2016 13:03)
mila fanampina f marar loha lava!... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 16/05/2016 13:49
7411 ( 01/04/2016 07:26)
Miarahaba antsika rehetra, izaho dia vehivavy 22 taona mbola tsy niteraka akory kanefa dia feno tsatsakaotra sahady, indrindra eo am ranjoko,tena rakotra. efa nampiasa karazana produit anti vergeture ... tohiny
novalian'i nirina_83 ny 08/07/2016 14:00
nenikely20 ( 23/03/2016 10:15)
miarahaba e, misy amintsika tato ve no efa nampiasa ny homéopathie mba hahazoana zaza? mba omeo contact homeopathe mahay raha misy manana azafady, fa maniry ny hahazo zaza mafy! misaotra sahady e!... tohiny
novalian'i bichette ny 07/04/2016 15:43
crus ( 22/03/2016 13:01)
Misy ilay fanafody hoe TANAKAN (solution buvable) izay voasoratra anatin'ny notice hoe " le traitement symptomatique de certains troubles cognitifs du sujet âgé (en particulier troubles de la mémoi... tohiny
novalian'i sissia00 ny 06/06/2016 10:14
RUZ9 ( 29/02/2016 09:04)
Toa zary resabe tato ho ato ity resaka ambalavelona ity, ny valala moa misy, ny mpilaza mahay. Variana ihany ny tena nahita mpitondra fivavahana nilaza tamin'ny fahitalavitra tafiditra amin'ny tranonk... tohiny
novalian'i RUZ9 ny 12/04/2016 10:44
victorine15 ( 01/02/2016 14:32)
Bjr,eto tana aho, mitady asa garde person agee... tohiny
novalian'i hery ny 23/02/2016 06:18
victorine15 ( 20/01/2016 06:14)
Zazakely,erinandro,mavomavo be!Ny masony sy ny ati,vava,... tohiny
novalian'i endriny ny 21/01/2016 15:11
victorine15 ( 04/12/2015 11:43)
Mitady asa,aide soignante,a domicile... tohiny
mpisotrtoaka ( 18/11/2015 15:08)
Inona kay r'ireto no mba fanafody mety mahafaka totongan-dronono fa mijaly be ilay zanako ! Efa fony izy 2 taona hatramzao efa 7 taona mbola tsy sitrana foana ! Maimbo any an-dakilasy ilay izy dia reh... tohiny
victorine15 ( 17/11/2015 14:49)
Tompoko,mba mila torohevitra aho, monbany tantely... tohiny
novalian'i faed16 ny 30/06/2016 06:44
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1063