mba mila fika!

1. tiaviniainagasy ( 17/06/2016 05:49)
slm dol! za rangah te h mince an! arakarak ny hinanako sakaf voa maik mampatav ahy.

Mb mila vonjy e!!!!
novalian'i napou ny 01/08/2016 06:38
2. fredkwel ( 17/06/2016 13:00)
Tsisy tsun mants le soabika tao am'tvplus.Nefa tena nahumby iny fampienana vatan iny
3. tranokwly ( 23/06/2016 06:53)
slm
manana toe batan mor matav enao zan , izaho ndray mants na mihinana takan'inon eo az ts met ngez ,mosotroa rano matimaty nasian vosarimakiran 1 vomifoha ar miandr kel2 vo misakafo, ny hariva indray misotro rano mafan nasian 1càc cannel (avy misakafo io an) ,madritr n andro ref matsiaro non d voankazo oanina na misotro rano ,manana patience d oitanao n vokany
4. fredkwel ( 02/07/2016 03:56)
Ande mb andramak na ts d matav az a
5. nirina_83 ( 08/07/2016 14:03)
Aza adino ny manao sport e,

Azona atao ny manao "sematin" isa-maraina ohatra (tsy haiko ny manoratra azy fa aza tsiny e!
Aza dia mandeha bus foana fa mazotoa ko mandeha tongotra,
6. napou ( 01/08/2016 06:38)
salama daholo !
Za koa mitovy otranao izany, mora mahazo aina. Ny nataoko an 1 cuillère miel sy cannelle, hafangaro amin'ny rano mafana, sotroina 30mn alohan'ny sakafo maraina, dia hariva alohan'ny hatory . Manao exercice physique kely 30mn miaraka amin'izay isan'andro. Andramo fa hitanao ny fahombiazana. Mirary soa.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4087