Liste des messages
Liste des messages, inserés par napou, par ordre de date
napou
(
07/12/2015 07:41)
Unité Central
Salama daholo e!
Mba mitady unité central fotsiny, aiza no mety ahitana? misaotra an'izay mamaly!
...
suite
napou
(
10/11/2015 12:19)
rahoviana indray e!
Hevitra tsara tokoa ilay fihaonana saingy ny tenanay moa taraiky, fa mba rahoviana indray e!...
suite
répondu par mirananirina le 08/05/2016 07:52
napou
(
13/10/2015 08:40)
fety krismasy
Iza no mba manana hira na tantara na dihy fataon'ny ankizy amin'ny fety krismasy, sao mba afaka mizara traikefa eto isika izay mahay, mankasitraka an'izay mamaly...
suite
répondu par napou le 19/11/2015 06:16
napou
(
13/10/2015 08:38)
mpampianatra piano
Sao mba misy mahay mampianatra piano na mahita fianarana mikasika an'io, mba valio dia misaotra anareo izay mamaly e!...
suite
répondu par napou le 10/11/2015 06:18
napou
(
24/09/2015 14:55)
concours percepteur sy contrpoleur de trésor
salut daholo an!
mankahery ny tenako sy zay rehetra nanao concours ka tsy afaka eh! tena niezaka mafy fa e e e! mbola tao ngamba ra kolikoly,...
suite
napou
(
06/08/2015 14:29)
aphte na mason'akoho anaty aty vava
Miarahaba antsika rehetra
Hono oa ry zareo, inona no tena fanafody manafaka an'ireny aphte ireny fa tena mijaly mihintsy za. Isaky ny reraka aho na hoe tsy ampy torimaso dia mipoitra ilay izy ary miv...
suite
répondu par napou le 01/10/2015 06:06
