mpampianatra piano
1. napou
(
13/10/2015 08:38)
Sao mba misy mahay mampianatra piano na mahita fianarana mikasika an'io, mba valio dia misaotra anareo izay mamaly e!
novalian'i napou ny 10/11/2015 06:18
2. vahiny2004
(
13/10/2015 08:40)
napou:
Sao mba misy mahay mampianatra piano na mahita fianarana mikasika an'io, mba valio dia misaotra anareo izay mamaly e!
Aiza ny toerana misy ny mpanoratra ?
4. maningana
(
09/11/2015 13:13)
Ao ambanin ny tranombokim pirenena eo ANOSY napou an, mis fampianarana karazana instrument musical ao. Tsy dia lavitra be anareo izany e!
napou:
aty amin'ny toby ratsimandrava
5. napou
(
10/11/2015 06:18)
Zany! andraso hoe jereko, sady mba akaiky anay marina, mankasitraka anao e!
maningana:
Ao ambanin ny tranombokim pirenena eo ANOSY napou an, mis fampianarana karazana instrument musical ao. Tsy dia lavitra be anareo izany e!
napou:
aty amin'ny toby ratsimandrava