Vergeture Na tsatsakaotra

1. 7411 ( 01/04/2016 07:26)
Miarahaba antsika rehetra, izaho dia vehivavy 22 taona mbola tsy niteraka akory kanefa dia feno tsatsakaotra sahady, indrindra eo am ranjoko,tena rakotra. efa nampiasa karazana produit anti vergeture iany fa tsnisy vokany.ka mba mangataka torohevitra re e saody mba misy maita fanalana azy ireny?oatra creme na laser na appareil.na somary andanina vola maro2 aza f tena tiako hiala io. miandry valiny tompoko
novalian'i nirina_83 ny 08/07/2016 14:00
2. bichette ( 07/04/2016 15:40)
voalohany hono aloha ny mahatonga ireny vergeture ireny dia satria maka poids tampoka sy mihena tampoka, dia manao "yoyo" be izany, ka lasa misy prb eo amin'ny elasticité ny hoditra
Aza dia mi se gratter be loatra koa rehefa mangidihidy fa mety izany koa
3. nirina_83 ( 08/07/2016 14:00)
Miarahaba anao,

Ny efa henoko sy misy mampiasa aloha dia izao e:

Makà ovy dia rappeo mba hahazoana ilay ranony iny, alaina ilay ranony avy eo asiana citron dia iny no ahositra amin'ny faritra misy azy, atao isan'nandro ary mila manana faharetana !
Mirary soa e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4165