mila toro-hevitra indrindra raha MPITSABO ianao

1. crus ( 22/03/2016 13:01)
Misy ilay fanafody hoe TANAKAN (solution buvable) izay voasoratra anatin'ny notice hoe " le traitement symptomatique de certains troubles cognitifs du sujet âgé (en particulier troubles de la mémoire)"
1) Eo @ firy taona h@ firy taona eo ho eo moa ilay olona tian-kambara @ ilay voalaza io??

2)@ ilay izy hoe manampy @ mémoire no nametrahako ity qst ty: Raha toa ka mpianatra HANALA FANADINANA ve MAHAZO MIHINANA AZY IO?

Misaotra sahady @ vali-teny ehh
novalian'i sissia00 ny 06/06/2016 10:14
2. Fiffi ( 22/03/2016 20:09)

crus:

Misy ilay fanafody hoe TANAKAN (solution buvable) izay voasoratra anatin'ny notice hoe " le traitement symptomatique de certains troubles cognitifs du sujet âgé (en particulier troubles de la mémoire)"
1) Eo @ firy taona h@ firy taona eo ho eo moa ilay olona tian-kambara @ ilay voalaza io??

2)@ ilay izy hoe manampy @ mémoire no nametrahako ity qst ty: Raha toa ka mpianatra HANALA FANADINANA ve MAHAZO MIHINANA AZY IO?





Ce médicament de phytothérapie (à base de plantes) est destiné à faciliter la circulation sanguine, en particulier au niveau du cerveau. Il est notamment employé pour lutter contre les troubles du comportement et les pertes de mémoire qui sont directement liées au vieillissement.

...sao dé tsy mety ho an'lé olona hanala fanadinana io ? satria pertes de mémoire liées directement au vieillissement ...

http://sante-medecine.journaldesfemmes.com/faq/28842-tanakan-indications-posologie-et-effets-secondaires
3. sissia00 ( 06/06/2016 10:14)
Manahoana! aiza kay no ahitana gynécologue eto antananarivo ,oatra itaosy no mipetraka ka izay akaiky
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1274