aona ry zareo no fomba ialana sigara, ny sasany mi...

1. mika001 ( 04/08/2016 16:17)
aona ry zareo no fomba ialana sigara, ny sasany miteny oe ny sauna iany no mitondra an'io nefa otrany sarotra iany a, indrindra le avy misakafo sy misotro kely d le maita namana mifoka
novalian'i Miharena ny 05/08/2016 16:20
2. Miharena ( 05/08/2016 16:20)
Resaka fanankinana ny retsika amin'ny nicotine io ka manjary tsy afaka mamokatra samirery intsony ny kasinga mandrisika ny saina sy ny vatana ny mpifoka. Mila averina ilay fahafahana mamokatra voajanahary ny mpandray kasinga mandsisika eo amin'ny retsika amin'ny fanajanonana ny sigara dia miandry ho feno tsikelikely amim-paharetana ny kasinga mandrisika ara-boajanahary. Eaharetana ihany no fanalahidy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4326