Truvada: fanafody

1. dognatmg ( 23/06/2016 08:18)
Fomba ny olona no manao dokotera tena, indrindra rehefa mahitahita izay izy eo amin'ny fiainana niainany niaraka tamin'ny aretiny. Amin'ny resaka SIDA no hampiasaina an'io TRUVADA io. Mampiasa an'io ny any ivelany, eto gasikara ve mampiasa an'io? tsara ratsy ho fantatra ihany izay sa ahoana hoy ianao?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3797