Zazakely,1 semaine,

1. victorine15 ( 20/01/2016 06:14)
Zazakely,erinandro,mavomavo be!Ny masony sy ny ati,vava,
novalian'i endriny ny 21/01/2016 15:11
2. mapandry ( 20/01/2016 08:26)
Ndriii! Mampalahelo zany. Nefa izy salama tsara ve?
3. ZoMaman ( 21/01/2016 06:41)
Sao dia tokony hoentina dokotera? tsy izany ve ilay atao hoe Jaunisse?
4. vilemita ( 21/01/2016 13:11)
mila masoandro foana zany zaza zany, nefa aza adino ny mandeha dokotera
5. endriny ( 21/01/2016 15:11)
Amin'izao volana voalohan'ny zaza izao dia vao mianatra minono ilay zaza ka tsy mahazo nono tsara dia tsy ampy sakafo. Ka dia miova ho mavo ny hodiny sy ny masony (io indraindray dia antsointsika koa hoe tazovony).

Mila misakafo tsara ilay zaza aary misotro rano tsara ihany koa. Fa entina manantona dokotera akaiky aloha, na CSB na dispenser.. manana kit maimaim-poana ho amin'izay daholo ireo CSB rehetra eto amintsika
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4797