sureau sy eau de javel

1. charoumeni ( 10/05/2016 15:40)
Bjr namana isany! Izaho mahita fa tsy azo antoka loatra intsony ny ranon'ny JIRAMA ka mba manotany anareo aho:"mety @ toilette intime an'ny vehivavy ve ny rano misy sur'eau na eau de javel sa mety manimba flore vaginale? misaotra
novalian'i booboo ny 13/06/2016 08:33
2. booboo ( 12/05/2016 10:57)
Tsy fantatro loatra ny sur'eau fa tonga dia TSIA beee mihitsy ny eau de javel raha hanadiovana ny fivaviana. Ny fanaonay rehefa nilasy tany anaty ala na teny an-tsaha t@ skoto dia mampagontraka rano bobaka be dia saromana tsara avy teo, ny douche tsotra @ rano zay eo fa ny toilette intime @ ilay rano nampangotrahana.

(* fady ny manadio vagin @ savony na misikotra ny vagin rehefa manao toilette intime, fady koa ny manadio ny grandes et petites lèvres @ savony matetika. Ny manodidina ny grandes lèvres sy petites lèvres ihany no sasana moramora @ rano tsotra dia zay.
3. charoumeni ( 19/05/2016 17:18)
Misaotra Booboo a!fa mampaninona kay le misy eau de javel?
4. booboo ( 13/06/2016 08:33)
Tondé gli aby ny flore vaginale an ! sady hampiova be ny PH ny vagin koa !!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7268