Toera-piterahana

1. Rajca ( 28/02/2017 05:43)
Salama aby!

Hono hoa ry zareo, mila misafidy toerana hiterahana aho izao. Sainte Fleurs na Clinique des Soeurs Ankadifotsy no akaiky ahy indrindra. Ny fanontaniko dia hoe: iza amin'ireo kay no tena tsara raha ny fikarakarana no resahina?

Misaotra indrindra
novalian'i sasakely ny 17/10/2018 10:10
2. diasa ( 07/03/2017 11:56)
Salama,zah mandalo matetika any tana fa betsaka havana any,de matetika any @ sainte fleur no mahazatra ny fianakavianay fa tsars karakara
Misaotra
3. Rajca ( 07/03/2017 23:59)
Misaotra betsaka indrindra.

io ko no nolazzin'ny olona maro. Efa tany aho androany fa amin'ny faran'ny volana Mars ny fotoana nomen zareo.
4. diasa ( 09/03/2017 16:31)
Tsisy fisaorana fa tongava soa ny vahiny,de manaova mora
Rajca:

Misaotra betsaka indrindra.

io ko no nolazzin'ny olona maro. Efa tany aho androany fa amin'ny faran'ny volana Mars ny fotoana nomen zareo.
5. diasa ( 09/03/2017 16:33)
Tsisy fisaorana fa tongava soa ny vahiny,de manaova mora
Rajca:

Misaotra betsaka indrindra.

io ko no nolazzin'ny olona maro. Efa tany aho androany fa amin'ny faran'ny volana Mars ny fotoana nomen zareo.
6. Rajca ( 09/03/2017 18:08)
Misaotra an'i Diasa :-)
7. sasakely ( 17/10/2018 10:10)
bjr.... taiza iany i Rajca no nandeha d nanahoana?. tonga amlay toerana koa manko d mba te hahafantatra. mrci
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6376