Fanafody Vay

1. sam.saholy ( 25/10/2016 08:23)
Miarahaba !
Azafady ,inona kay ny fanafody mety hanala ireny vay ireny azafady
Misaotra Mialoha
novalian'i hery ny 11/11/2016 08:45
2. endriny ( 28/10/2016 17:39)
Mankanesa aloha any amin'ny dokotera

Ravi-paiso sy vahona mangidy no ahositra aminy, na kadradraka totoina atao amin'ny rano anasana vay.
3. hery ( 11/11/2016 08:45)
Vahona tena hitako mahafaka. Anti-sceptique naturel ny vahona ary manamaina fery.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0387