fanomanana fiterahana futur mamana

1. fafanyaina ( 12/11/2013 07:02)
Ndao mba hifampizara, ato ny momba izay ho reny amin'ny 2014.
novalian'i booboo ny 15/11/2013 10:03
2. fafanyaina ( 12/11/2013 08:47)
Iz amnareo n mahay manis SA na SG.
Iz no mahafantatr an Dr Koloina gygy.
3. booboo ( 12/11/2013 12:21)
Ny SA miampy 2 semaines foana @ SG. 40 SA ny faharetan'ny fitondrana vohoka = 38 SG.
Manomboka ny herinandron'ny redred farany no hanisana ny SA. NY SG kosa indray ny herinandro 2 manaraka ny fécondation ny hanisana azy.

Bonne grossesse :-)
4. fafanyaina ( 13/11/2013 11:14)
Merci beaucoup, mis forum moov ten b sujet isan-karazany be a mba tsara ko ra isik ato am serasera.org mba mifampizara tsara. Tsy ambakan4ny hafa isika ato sa aon.
5. booboo ( 13/11/2013 13:17)
Misy truc " reny serasera " izay anie atsy ambadika atsy Fafanyaina ;-)
6. booboo ( 14/11/2013 16:17)
Fafanyaina > hono ho'aho, misy projet de naissance ve any ? dia voahaja sa izay tian'ny mampiteraka ihany no hatao ?
7. fafanyaina ( 15/11/2013 05:48)

le "reny serasera atsy ambadika to ts animé tsoni ko ef ten ela tsis miresaka tsoni e.Ny projet de naissance lo misy e. f tsy azoko le oe ze tin'ny mampiteraka iany no atao ? in no tinao ambara
8. booboo ( 15/11/2013 10:03)
Dia inona aby ny projet de naissance-nao ? (raha tsy mahadiso a). Ny tiako tenenina ohatra hoe tsy afaka manao izay paozy ahazoana aina rehefa miteraka fa tsy maintsy position gynécologique ihany, na koa koa tsy manan-tsafidy fa tonga dia asina péri. fotsiny @ izao, sy ny ohatra² izany...
Ny ahy t@ zanako voalohany, niova ny équipe mampiteraka dia tsisy adi-hevitra mihitsy fa ry zareo no "nibaiko". Mbola alaheloko hatr@ izao mihitsy hoe tsy niteraka araka ny tiako aho... Ny t@ faharoa indray, izaho daholo no nanao ny raha aby aby fa ny SF nanoro sy nijery fotsiny, tena tiako be mihitsy hoe tanteraka ny faniriako. (raha mbola hisy fanintelony dia ny hiteraka any an-trano no tiako, mamono tena ouz ny hafa, efa XXIeme siècle ve hono dia mbola misy an'izay ihany :-D)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8604