misy vaolana ve?

1. shala ( 21/09/2013 05:18)
salut!dhlo e!mb mila fanapina ret f tn sairan mits @ti ts ampy metatr ti ka sao mb mis azonareo anapina azafad.

za sipa22ans nf d tn foy loatr ni ol rht mten f diso foy,z nf mb mis endrik ian f io tn ts amp@ko e!marihako nf f z d ts ti basket zn a nf io tenen ol,mis mten ian ko f mis dokotera zn ao dago manindron d me lava aveo,lelah no efa nanao an izy io f tn mandaitr ony a!dia mb t antany anareo ze mahay oe tn mis v io docter io?d met v ra vevav?s lhl ian?faran aiza no mis an io docter io?.na ko oe sakafo hohanin r mahay enao,,,d misaotr melo shd e!
novalian'i vale ny 13/10/2013 12:25
2. Nehemiah ( 21/09/2013 06:15)
Tena miala tsiny miala salohy 7 aminao aho fa raha 22 ans ianao dia efa tapitra hatreo ny fitomboanao (18 ans ilay izy no tapitra @ vehivavy).
Angamba olona mbola tsy tapitra fitomboana no nanaovan'izay dokotera izay traitement (raha tsy lainga bevava ilay izy), mety nanao tsindrona izay mampihetsika ny hypothalamus hamokatra ny hormones mamparoroka.

Ny hevitro manokana aloha dia izao : aza miraharaha an'izay taim-bavan'olona satria tsy manana vaha olana akory izy ireo, fa ekeo ho maha-izy anao izay hafohezanao izay satria tsy zavatra ratsy ny hafohezana. I Napoléon I sy Lionel Messi anie fohy kely nefa jereo ny zava-bitany ;).
Ny ahy aloha aleoko sipa fohifohy e :-)
3. booboo ( 21/09/2013 08:38)
ié, efa tsy tapitra ny fitomboana @ izany 22 taona izany. Raha ny halava no maha-complexé anao dia any @ raha hafa atao +++ kokoa e. Tsy haiko hoe inona no atouts-nao @ vatanao ohatra dia iny havoitra, na ny talents-nao na tsy haiko. Zà tena borne fohy dia fohy mitaha @ zandriko +1m70 daholo, fa tsy quoi satria tsy ny halava na hafohy ihany no maha izy ny tena fa misy raha marobe koa :-)
4. Nehemiah ( 21/09/2013 08:52)
Marina izany, tahaky ny nataon'i Cléopatre : be orona izy ka ny tratrany no novoiziny, ary izay no antony nahataran'i Marc Antoine. Izay ilay hoe "Si le nez de Cléopatre eut été plus petit, il eut changé la face du monde"
5. andrywui ( 22/09/2013 00:40)
Manaova kiraro avo foana ry zavavy à ....

Mijere amn internet ko fa misy fika hafa ao
6. andrywui ( 22/09/2013 00:40)
Manaova kiraro avo foana ry zavavy à ....

Mijere amn internet ko fa misy fika hafa ao
7. andrywui ( 22/09/2013 00:40)
Manaova kiraro avo foana ry zavavy à ....

Mijere amn internet ko fa misy fika hafa ao
8. andrywui ( 22/09/2013 00:50)
9. shala ( 22/09/2013 04:42)
andrywui ko zn mapme,k z ne ts tinle oltiko vao manao talon@andavanandro zn e!zn oe z at ivelan ts itan mason nga d manao z.sd ef nitad t@internet ian z f mbl ts nait atreto.

f msaotr lo@evitrareo f d ion toko z sd io ko ngmb nomen le naary a ho anjarako e!!!
Nehemiah a!tn serieu l docter io f tsitak tsn l namako niten an io str n zandrin on nanao an io f ten net ka,ra ol mbl anatin fitombon ko v iz d anao an zn???
10. sitlo ( 23/09/2013 04:16)
Tena misy ny hormone de croissance ka. Fa tsy haiko hoe iza no dokotera manindrona azy. Sady matetika ny vazaha ilay 15-20 ans iny no nitsindrona azy fa raha aorian'izay dia tsy dia mandaitra intsony. Sady misy effet secondaire amin'ny fahavotsan'ny atidoha ilay izy raha ny kely fantatro.
Fa tsy haiko fa adihadio ihany.
Fa ankoatra an'izay. Misy koa ange fohy fa tena coco be e.
11. shala ( 01/10/2013 06:06)
sitlo a!an dago v l dokoter io,nji mants to miten oe vazah ko?sd zay ian ko otran ts d asaiko manao an le izy ra ten mis,ra ts oe mresak ny vokan tsar am' dokoter ng aloan en+za mbl ts miterk sao an mants vo ipotr le effet any.
am'zao a mbl mitad n adress l namako fn f tn ts mbl azok mts.
12. vale ( 11/10/2013 09:38)
manaova kiraro avo foana, talons, basket compensés, etc, dia mijereva koa akanjo , fomba fiakanjo mahalavalava, fa mety io, fadina fotsiny manao matavy be, fa manjary tsy misy jerena eo intsony
13. vale ( 11/10/2013 09:42)
IO misy conseil, @ fomba fiankanjoana ...
14. vale ( 11/10/2013 09:59)
(maty ilay vidéo fa désolée, mitadiava ao @ youtube fa misy conseil bedebe fomba fiankanjoana ho an'ny olona petite de taille ao)
15. shala ( 11/10/2013 22:50)
Vale ko zany tena mandiso fanatenana mitsy,za efa mba faly ery namaky an'ilay oe io misy fomba fekanjo hay kay tsis ndray,mb afaka averina ve azafady satry ki ny youtube ato@ko tsy mandeha a!
fa ndraindray marina anie otrany mis akanjo anaovako zany dia tsapako otrany lava2 zan ae,fa tsy mbola vao remarque-ko tsara le akanjo.zay ki fa merci anjy dia mba manatena an'ilay video fa otrany mahalina be a zan.
16. andrywui ( 12/10/2013 07:09)

shala:

Lien fotsiny alefa ry vale de mety fa otran mapme le YouTube tsy miainga à
17. vale ( 12/10/2013 13:12)
andrywui:

Shala & Andrywui: andraso tadiaviko lé lien rah mbola hitako! fa lé izy ange Shala tsy fananiko eh, hihi ^^
18. vale ( 12/10/2013 13:13)
http://youtu.be/ee68WAvL78U

voilàaaaa! :-)
19. shala ( 12/10/2013 21:34)

vale:

http://youtu.be/ee68WAvL78U

voilàaaaa! :-)

mercie be ki Vale a,tsy misy mahory mitsy eto@serasera misy anareo namana a.sengy mbola tsis temps malalaka ijereko azy tsara zao f andeha ibosy aloh za av any dinihako fa otran lol b izy zan.mirary soa anjy&namana rehetr eto@serasera.
20. vale ( 13/10/2013 12:25)

DE RIEN Shala -_^
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1177