fanangezana vatana
1. guant
(
15/12/2011 08:45)
fanontaniana ho an'ireo efa nanana traikefa amin'ity raharaha ity:
aona ny atao ra tena hanangeza tena am sakafo!inona no produit ra misy ohatra proteine,na ankotrany de aona ny fomba fihinanan azy
misaotra betsaka!
aona ny atao ra tena hanangeza tena am sakafo!inona no produit ra misy ohatra proteine,na ankotrany de aona ny fomba fihinanan azy
misaotra betsaka!
novalian'i jesuisla ny 17/01/2012 19:00
2. Ratoa
(
16/12/2011 19:05)
Ny sakafo fihinanao isan'andro ihany no ampitomboy avo roa eny na telo eny, sakafo complet atao
4. Ratoa
(
23/12/2011 19:30)
Dia efa vahana izany y bikanao. Efa izay koa izany no ilain'ny vatanao. Aza mihinakinana fanafody fa sao hanenenana satria mitondra aretina avoko ny fanofody haninana sy ampiasaina tsy misy antony.
Ampitomboy tsikelikely ny sakafo raha malai-komana ianao.
Ary rehefa mitombo koa ny taona miha vaventy ho azy eo. Satia mihena ny sakafo ilain'ny vatana
Ampitomboy tsikelikely ny sakafo raha malai-komana ianao.
Ary rehefa mitombo koa ny taona miha vaventy ho azy eo. Satia mihena ny sakafo ilain'ny vatana
5. bichette
(
30/12/2011 08:42)
mihinana pomme de terre kely ankoatry ny sakafo normal, rehefa avy misakafo iny dia mihinana bolonganĂ pomme de terre iray na roa, ny sakafo koa ampio fromage kely. manaova gouter kely foana. mihinana voankazo isan'andro. Aza adino ny misotro rano satria ny tsy fahampian'ny rano koa matetika no mi couper appetit.
6. jesuisla
(
17/01/2012 19:00)
mahereza mihinana voankazo isan'andro, légume, ary asio ronono, na yaourt maromaro isan'andro. Misotroa ranomangatsiaka, mifohaza maraina, mila mihetsika kely, d tena ataovy b tokoa moa ny ronono e.Aza mitsitsi ronono isan'andro, sy ranomangatsiaka. mety ho fantatrao ho azy aho , raha toa ka mahita ahy mihinana ireo sakafo ireo eny antsena aho