NY ARETIM-PO SY NY RANO ( Heart attack and Water )

1. niryna ( 24/04/2012 17:09)
Resaka rano no resahina eto,manampy ny fo,mety mahatonga ny olona ho voan'ny aretim-po tampoka ny tsy fahampian'ny rano ao anatiny ary zavatra maro ihany koa no vokatra azo amin'ny fisotroana rano.
Ireto ary misy toro-hevitra kely manampy amin'ny antony hisotroana rano
1- 2 kaopy manampy ny vo rehetra
2- 1 kaopy 30mn misotro rano alohan'ny hatory ,mandevin-kanina
3- 1 kaopy alohan'ny andeha handro mampidina tosi-dra
4- 1 kaopy alohan'ny hatory miaro ny aretim-po rehetra izay mety mahatonga ny
fahatampahan'ny lalandra sy ireo karazany maro mikasika ny aretim-po
5 ny fisotroana rano mandritra ny fahatoriana koa dia manampy ny tongotra tsy
ho voan'ny cramp
Ny fanontaniana ary dia hoe fa maninona isika no mandeha mivoaka mipipy foana
rehefa alina ny andro raha toa ka nisotro rano talohan'ny hatory?
Satria ny gravity no manosika ny vantantsika rehefa mandeha isika fa rehefa
matory kosa dia ny fitaovana ao anaty toy ny voa satria ny tongotro indray no
mitovy tantany ny vatana ary ny vo no mamoaka ny rano tsikelikely
ary ny fisotroana rano dia manadio ny vatana rehetra ka izany no mahatonga ilay
rano alefantsika tsy ho mavomavo be intsony rehefa ampy ny rano sotroina

niryna
novalian'i BRIOCHE ny 10/10/2012 13:42
2. ded.kitty ( 16/07/2012 20:45)
Inflamation arterielle no mahatonga ny akamaroan'ny olam-po. Sy sipa volage. :)
Regime na antioxidants sy CoQ10

niryna:

Resaka rano no resahina eto,manampy ny fo,mety mahatonga ny olona ho voan'ny aretim-po tampoka ny tsy fahampian'ny rano ao anatiny ary zavatra maro ihany koa no vokatra azo amin'ny fisotroana rano.
Ireto ary misy toro-hevitra kely manampy amin'ny antony hisotroana rano
1- 2 kaopy manampy ny vo rehetra
2- 1 kaopy 30mn misotro rano alohan'ny hatory ,mandevin-kanina
3- 1 kaopy alohan'ny andeha handro mampidina tosi-dra
4- 1 kaopy alohan'ny hatory miaro ny aretim-po rehetra izay mety mahatonga ny
fahatampahan'ny lalandra sy ireo karazany maro mikasika ny aretim-po
5 ny fisotroana rano mandritra ny fahatoriana koa dia manampy ny tongotra tsy
ho voan'ny cramp
Ny fanontaniana ary dia hoe fa maninona isika no mandeha mivoaka mipipy foana
rehefa alina ny andro raha toa ka nisotro rano talohan'ny hatory?
Satria ny gravity no manosika ny vantantsika rehefa mandeha isika fa rehefa
matory kosa dia ny fitaovana ao anaty toy ny voa satria ny tongotro indray no
mitovy tantany ny vatana ary ny vo no mamoaka ny rano tsikelikely
ary ny fisotroana rano dia manadio ny vatana rehetra ka izany no mahatonga ilay
rano alefantsika tsy ho mavomavo be intsony rehefa ampy ny rano sotroina

niryna
3. JOSIAH ( 25/07/2012 18:43)
Misaotra betsaka fa hanomboka hisotro rano zalink text
4. BRIOCHE ( 10/10/2012 13:42)

JOSIAH:

Misaotra betsaka fa hanomboka hisotro rano zalink text


ny olako zah raha vao misotro rano de te hando be , mba toroy hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1498