MBA MILA TORO HEVITRA

1. gyau ( 12/09/2011 07:24)
inona kay ny fanafody "emoraida"
novalian'i jesuisla ny 17/01/2012 18:48
2. manampi67 ( 12/09/2011 12:03)
Bonjour,
s'il vous plait, efa ele hianao no voan'i hémorroïdes ? Efa tany amin'ny Dokotera ?

Misy karazany maro ny hémorroïdes, ka arakaraky ny cas ny fanafody, izany no tsara anantonana mpitsabo.Tsara raha modifier-na ny alimentation : Aza mihinana menaka, na épices be loatra, Misotroa rano betsaka tena tsara rano-poireaux si-possible un verre par jour.
3. NDINDY ( 14/09/2011 09:55)
ADRAMO IHANY SAO MBA METY AMINAO ITY : ASIO VOANA MAHABIBO ( ANACARDE) IRAY ANY ANATY POSINAO ANY ISAN'NADRO; MANDRA PAHA SITRANA ANAO; TSY DIA FANTATRO LOATRA IZAY ANTONY FA EFA MARO NY OLONA SITRANA T@ IO;
4. diamondra27 ( 15/09/2011 17:42)
aza mihinana sakay

titanoreine na protoctolog fa aleo mandeha mijery dr ihany aloha an, misy fanafody be de be manko saingy arakaraka ny analyse , sao de hoe misy sang ny selles-nao na ohatran'izany, mila manao copro
5. diamondra27 ( 15/09/2011 17:49)
le copro tiako lazaina eto dia coproculture=examen bactériologique des selles

raha efa tena tsy afaka mipetaka ianao dia manaova rano mafana be izay zaka , lemo amin'iny ny serviette eponge dia apetapetaka eo @ILAY HEMORROIDE, avereno intelo isanandro, somary mamay sy marary fa mihafy kely , tandremo sao may eo indray ny v... vao ho loza an , fa ataovy @izay zakanao, manaova test avant, mila hoe mamay le izy
6. gyau ( 20/09/2011 08:37)
bonjour,misaotra betsaka tamin'ny torohevitra izay nomena
7. Ratoa ( 22/11/2011 21:21)
ny slae verte dia manampy amin'ny hémorÏdes. Asio sladier feno salade (laitue) voasasa tsy misy vinaigrette akaikinao (chambre na bureau na efitra izay ijanonanao ela na toute la journée) dia hano ireo salade ireo: mitaingoka isaky ny mandalo ianao. Tsy fnafody io lazaiko io fa fanampiana mahomby.
8. jesuisla ( 17/01/2012 18:48)
mitondra fiara long voyage, na mapiasa gazety, taratasy misy ranomainty hidiovana no mahatonga azy haingana.Ary ny zavatra maloto hifafana.
Atao @ paosy aoriana ny voan'ny mahabibo. Ny entona, na ny fofona avoakany no misintona ny tsinay hikaikona, ka hiverina hiditra any anaty indra. Rehefa tsy misy ny mahabibo d ny 1 @ tongologasy na sakamalaho no asolo azy f tsy tadidiko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 1.4553