ny toro-hevitra

1. jirosoamamy ( 03/08/2011 07:24)
Miahaba antsika namana rehetra.
Mitady toro-hevitra momba ny fanalàna ny hodim-potsy amin'ny tava.
Iza no mahalala,
Misaotra indrindra e;
2. jirosoamamy ( 03/08/2011 09:23)
tsy misy manana soso-kevitra mihitsy ve,???
3. bichette ( 03/08/2011 10:04)
efa tany amin'ny dokotera ve ianao nanontany ? izaho aloha tsy mahalala e
4. jirosoamamy ( 03/08/2011 11:34)
hoe hono mila asiana crème e, ka nga mo tsy mampime le dokotera
5. bichette ( 03/08/2011 20:37)
io aloha arakaraky ny hoe otran'ny ahoana ilay hodi-potsy. Misy mantsy hosorana fanafody "selsun" koa !
6. jirosoamamy ( 04/08/2011 08:42)

bichette:

io aloha arakaraky ny hoe otran'ny ahoana ilay hodi-potsy. Misy mantsy hosorana fanafody "selsun" koa !



le selsun ve fanafody afaka vidiana any am pharmacie?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2518