Fanatanjahantena

Narilala ( 20/05/2005 18:03)
Mba mety hahafaly ny maro, araho fa en demi-final i Dally any Strasbourg ary toa efa tetes de serie roa no nahintsany. http://www.sports.fr/fr/tennis/2005/wta/resultats/tournois/internationaux_de_str... tohiny
novalian'i Angie ny 23/05/2005 09:57
Narilala ( 08/05/2005 18:46)
miarahaba manokana ny mpialalaon'ny Ajesaia isika fa nahazo ny amboara t@ modial pupilles du Plomelin. resiny t@ isa 1 no ho 0 ny FC Nante. Voninahitra ho an'ny afirenena izany. Marihina fa tsy resy m... tohiny
novalian'i DotMG ny 12/05/2005 08:16
Ralay ( 04/05/2005 21:39)
Ahoana ny fahitantsika iny demi-finale PSV contre milan AC iny sy ny pronostic @ finale Liverpool contre Milan AC. Zah aloha dia maka Liverpool e score Liv 2 Milan AC 1. par chance no nahatafavoaka n... tohiny
totty ( 18/04/2005 22:42)
Ahoana hevi-tsika ny momba an io ekipa iray io ,misokatra ny ady hevitra... tohiny
novalian'i johns ny 19/07/2005 14:41
ravatorano ( 18/04/2005 11:12)
Teo aminny ny lalao [b]basket ball [/b][b][/b]izay hihaonan ny Seychelles,Maurice , Madagasikara . Mahorais sy Reunionnais izay ao anatin ny lalao CCOI 2005.Mad Consult Sebam 87 - Real du Port Luois ... tohiny
ravatorano ( 11/04/2005 11:19)
ho anareo namana mikasika ny fanatanjaha tena eto antoerana , ny voka dalao amin ny faran ny herinandro sy ny lalao na hetsika karakaraina ka mikasika ny fanatanjahan tena. izany no atao dia mba hije... tohiny
Ralay ( 06/04/2005 05:01)
Mbola mitohy foana ny olana eo @ MJS sy ny FMA ka toa izao indray ny tohiny. "Athlétisme - L'Iaaf persiste et signe La fédération internationale de l'athlétisme vient d'envoyer une lettre à la ... tohiny
novalian'i rentivola ny 30/04/2005 21:23
pd ( 18/03/2005 11:36)
izaho dia anisan'ny tia sport ary anisan'ny mpanao ihany koa taloha ka hatramin'izay nahatongavako teto france izay dia nijanona tsy nanao in- tsony aho. Ka izao aho dia maniry ny te hanohy hanao spor... tohiny
novalian'i jon ny 08/09/2005 15:13
ravatorano ( 09/03/2005 11:31)
Nampalaelo tokoa ny fiafaran ny lalao nihaonan i Kaiser Chief sy ny USJF Ravinala teo Mahamasina ny alahady teo satria dia maro ny naratra ampolony maro ary dia nisy tovolahy kely anakiroa 9 sy 13 tao... tohiny
Ralay ( 12/02/2005 09:15)
Mba fantatrareo moa fa efa hisy solotena @ ski alpin ny gasy @ JO 2006.Jereo eto ny tantaran'izy ireo dia mba ahoana ny hevitrao http://www.razalpin.org/fr/nouvelle.php?NEWS_FILE=05-02-01.18-13-08 T... tohiny
novalian'i geneve ny 04/08/2005 14:29
Ralay ( 10/02/2005 05:59)
Manao ahoana ny fahitanao ny equipe de france t@ match amical nataony omaly contre Suede izay niafara t@ score 1 prtout?. Misy espoir ve ny haha qualifié azy @ mondial. Raha ny fahitako azy aloha di... tohiny
novalian'i rentivola ny 03/05/2005 15:05
ikaretsaka ( 02/02/2005 23:47)
HO an'izay tsy mbola mahalala dia manana ekipana mpanao kanetibe isika eto @ serasera ! tongava hijery sy hanohana azy ireo any @ RNS any Vichy @ paka. Efa tsara ny Vokatra t@ 2004 satria efa nah... tohiny
novalian'i DotMG ny 26/03/2005 08:40
ravatorano ( 31/01/2005 08:48)
Resin ny USCAFoot izay tompon dakan i Madagasikara tamin ny isa 4-1 ny tazanianina teo amin ny fiadiana mandroso ny tompon ny amboaran ny afrika eo amin ny lalao voalohany hifanitsanana :D http://ww... tohiny
miarantsoa ( 27/01/2005 16:31)
Fa maniona hoa ho no toa lasa karazana dihy fotsiny sisa ny arts martiaux ankehitriny : ny kata artistika , ny\" tao \" ranolava amin\' ny kung - fu, ny capoera dihy ny ankamaroany , ny Taekondo da... tohiny
novalian'i nampo ny 25/05/2005 08:40
xxx ( 19/01/2005 06:02)
MELBOURNE, Jan 19 The American, looking for her first grand slam title since her Wimbledon triumph in 2003, hammered six aces as Randriantefy\'s RESISTANCE LASTED JUST 48 MINUTES.... tohiny
novalian'i Ramaso ny 04/02/2005 04:48
miarantsoa ( 18/01/2005 14:35)
Ny Jeet Kune Do araka ny namoronan\' i Bruce Lee azy. Ny Jeet Kune Do eto Mada dia efa niforona ho folo taona lasa izay ! I Si Gung (Gd Maître) Michel no nampivelatra azy io teto amintsika. Izy di... tohiny
ralay ( 17/01/2005 13:44)
Hitako fa efa mihabetsaka ny gasy mipetraka aty (Europe) no mahavoa na mety hahavoa raha arahana tsara @ sports individuels na collectifs ka maninona moa raha mba mifandray @ diaspora ny ministère d... tohiny
novalian'i seffar ny 23/02/2005 08:00
dasy ( 05/01/2005 17:54)
te hianatra tai chi aho, ka mitady sao misy mahay tsara eto bordeaux na ny manodidina azy na toerana koa ? ity ny é-mail ko:frakoton@wanadoo.fr... tohiny
novalian'i nampo ny 25/05/2005 08:27
xxx ( 05/01/2005 10:37)
nareo ve misy manao an\'io sa misy afaka mba milaza ny momba an\'io za mantsy mba te hanandrana nefa lé soupless ny ahy no mbola mila travail be merci :D :D ... tohiny
novalian'i watafon ny 08/01/2005 17:49
sechat ( 30/12/2004 10:51)
Inona no mba fanatanjahantena ataonareo @zao? :°) ... tohiny
novalian'i fijo ny 14/02/2005 23:29
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.4737