Fanatanjahantena

jentilisa ( 15/04/2006 12:32)
Diso fanantenana ny mpijery baolina androany araka ny fomba fitantaran'ny mpanentana ao ami'ny radio nasionaly. Ny Maorisiana indray no nahafaty baolina voalohany tamin'ny minitra faha-16 ka nitarihan... tohiny
novalian'i Achia ny 24/04/2006 14:04
jentilisa ( 11/04/2006 06:02)
Tsy resaka firenena no anontaniako eto fa resaka olona. Iza ny olona tena heverinao fa malaza na ankafizinao amin'ny mondial hatramin'ny nisiany teto an-tany? Ny ahy izao dia ireto avy Karl Heinz Romm... tohiny
ravatorano ( 03/04/2006 07:35)
Na dia samy nanao sahala aza ny tarika malagasy raha nandrato fihaonana tany ivelany dia nahomby ihany satria tafakatra eo amin ny ampahavalon dalana ny tarika malagasy anakiroa. Momba ny uscafoot di... tohiny
novalian'i fabrice ny 22/04/2006 13:56
jentilisa ( 30/03/2006 06:41)
re ankehitriny fa tsy handeha hanatrika ny lalao famerenana izay tokony hatao any Beira ny usjf. Voalaza fa tsy voangoana ny vola tokony holaniana amin'izany. Efa nisy nanome ny tapakila ho amin'izany... tohiny
novalian'i RADOUXE ny 24/04/2006 11:01
raketaka ( 24/03/2006 07:19)
Mba manao ahoana re ny fijerinareo ny fandehan'ny atletisma eto Madagasikara amin'izao fotoana izao???... tohiny
novalian'i raketaka ny 15/05/2006 09:45
jentilisa ( 16/03/2006 07:48)
Maro ny nampihomehy fa sao adino.Nojereko ny maro tamin'ny gazety fa tahaka ny tsy ampy loatra ny fitantarana ny nahafinaritra rehetra tamin'ity andro iray teto Madagasikara ity. Asa noho izy ireo nan... tohiny
caprio ( 16/03/2006 05:51)
Dia mbola mamerina ny fanentanana antsika mpilalao rugby ao cachan indray zany mba ho tonga isaky ny alahady @10h30 de manentana antsika koa izay te andray anjara @izany fa hisy ny fampianarana ho ant... tohiny
novalian'i Roch ny 06/05/2006 05:44
jentilisa ( 13/03/2006 06:30)
Notontosana omaly ny fihaonana telo tonta nifanandrinan'ny artista sy ny mpanazatra aloha, dia nitohy teo amin'ny fihaonan'ny vehivavy artista sy ny vehivavy mpanao gazety. Ny lalao fahatelo farany di... tohiny
novalian'i jentilisa ny 16/03/2006 13:24
rasah ( 09/03/2006 09:05)
toa resy in-2 mientoana indray ny solon-tenantsika @ coupe d'afrique des clubs champions @ volley.midika izany fa mbola ambany ny "niveau"-tsika eo @ sehatra afrikana ?... tohiny
novalian'i Roch ny 13/05/2006 18:46
ravatorano ( 06/03/2006 09:25)
nandresy ary tafakatra amin ny dingana manaraka izany ny USJF RAVINALA sy ny USCAFOOT . FOOTBALL. Nos représentants en compétitions africaines ont démontré que le niveau du football malgache sâ... tohiny
novalian'i jentilisa ny 08/03/2006 09:42
jentilisa ( 02/03/2006 05:54)
Taitra aho raha nandre ny fanapahan-kevitry ny mpitantana ny usjf aloha. Heveriko avy hatrany ho karazana chantage ilay izy, izany hoe tsy hiakatra amin'ny sehatra manaraka intsony. Mety ho haika mba ... tohiny
novalian'i jentilisa ny 06/03/2006 13:15
Bocassa ( 28/02/2006 14:29)
Azo inoana ve fa handray anjara amin'ny CAN 2008 ny Barea de M/car? Sarotra ihany ny handraisantsika anjara amin'izany CAN izany satria: tafiaraka vondrona amin'i Côte d'Ivoire isika. Marihina fa i... tohiny
novalian'i jentilisa ny 06/03/2006 08:09
routa ( 22/02/2006 17:15)
mananjanaka aho te hiditra ao centre de formation de foot ball zahay nefa tsy mahalala ny adiresy tokony hidirana sao mba misy afaka anampy azy de misaotra mialoha mangataka torohevitra koa izy. ny t... tohiny
novalian'i routa ny 28/02/2006 03:28
jentilisa ( 20/02/2006 05:36)
nitetateta niditra tamin'ny lalao 3-5-2 ny uscafoot fa izay no tian'ilay mpanazatra frantsay dia resy 1 noho 3 avy hatrany isika! esory ilay mpanazatra frantsay fa tsy mamely! mamorika ny mahazatra ny... tohiny
novalian'i garrol123 ny 02/03/2006 10:38
saho ( 11/02/2006 14:08)
SLT Daholo, ahoana indray ianareo @ fandraisan'ny Malagasy antsoina hoe Razanakolona ity JO Hiver ao Turin (Italy) ity...dia inona no special sport ataony? Athletic ve sa ahoana...tsy maharaka ny... tohiny
novalian'i jentilisa ny 20/02/2006 13:17
jentilisa ( 11/02/2006 07:02)
Re araka ny filazana navoakan'ny FMF fa nasain-dry zareo breziliana handray anjara amin'ny fifaninana ara-panatanjahantena any aminy ny Barea U20. Izany fifaninanana izany dia hotontosaina amin'ny tap... tohiny
novalian'i Achia ny 21/02/2006 10:31
hery ( 10/02/2006 22:04)
Somary taitra ihany naheno hoe Madagascar tamin'ny défilé tamin'ny fanokafana ny Jeux Olympiques d'Hiver tao Torino Italia. Voamarina tsara izany ny vaovao efa nalaza tato ho ato hoe ho any ry Razan... tohiny
novalian'i doralala ny 02/04/2006 10:35
jentilisa ( 02/02/2006 05:17)
Izay indray moa izany no tena maresaka eto Antananarivo amin'izao fotoana izao. Eo amin'ny resaka dokam-barotra dia tena tafita ny hafatra. Amin'ny alahady ho avy izao eo amin'ny kianjan'i Mahamasina ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 05/03/2006 06:43
Ralay ( 25/01/2006 17:37)
Ho an'izay manaraka ny rencontres Volley ball ao palais de sport @ zao fotoana izao.Ahoana ny fijerinao ny ekipa malagasy mandray anjara @ lafiny rehetra (Teknika,fizika sns..) mihoatra @ ireo ekipa a... tohiny
novalian'i jhoy ny 01/02/2006 12:33
jentilisa ( 20/01/2006 06:02)
Iza no heverinareo fa hibata ny amboara amin'ity indray mitoraka ity? ataoko fa tsy nisy tahaka ity an! ireo nalaza tsy nisy tafakatra mondial ka hiezaka ny hanonitra izany moa ireo tafakatra tsy main... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1127