Fanatanjahantena

jon ( 17/01/2006 12:32)
inona no mahazo ahy ! ohatra manao box zany za de te hanao karate indray rehefa manao karate de te hanao box ndray kanefa izy roa tsy araka ! ny fiainako rehetra de lasa hotran'izany daholy ! de ... tohiny
novalian'i Veloo ny 12/02/2006 01:54
jentilisa ( 21/12/2005 07:07)
Re moa amin'izao fotoana izao fa naka olonna hafa nahay tany amin'ny ekipa hafa ny uscafoot amin'izao fotona izao. Rehefa jerene ilay izy dia tena lasa toy ny ekipa nasionaly mihitsy io ekipa iray io.... tohiny
novalian'i zama91 ny 23/12/2005 17:53
lapino ( 18/12/2005 09:18)
Ahoana kosa ny gasy no tsy mba ho champion du monde e? [i]Après la boxe savate, ce fut au tour du kick boxing de se parer d’une couronne mondiale. Celle des 57 kg et qui est allée dans les bra... tohiny
novalian'i Aino ny 18/05/2006 07:06
zama91 ( 12/12/2005 13:48)
Raha jerena ny mpilalao an'ity bresil ity dia tsy hisalasalana fa izy no ho tompondaka ADRIANO avant centre Robhinoh en soutien RONHALDHINOH demie gauche kaka a droit 2recuperateur junhinoh' claberson... tohiny
novalian'i fabrice ny 22/04/2006 14:30
Lepetitbeau ( 12/12/2005 05:11)
Aminareo inona izao no tokony ho valisoa mendrika ho an'ireto zandry kely izay azo lazaina fa nitondra avo ny voninahitr'i Madagasikara satria sambany teo amin'ny tantaran'ny baolina kitra malagasy va... tohiny
novalian'i Achia ny 22/02/2006 16:44
Lepetitbeau ( 05/12/2005 09:36)
Fifanintasana COSAFA Castel Cup U20 atao any Afrique du Sud nanomboka t@ Asabotsy lasa teo. Nomontsanin'i BAREA 7 noho 0 ny Namibiana ary 3 no ho 2 ny Malaoita! Ahoana ny fahitanareo an'io vokatra io,... tohiny
fiaritiana ( 02/12/2005 21:30)
mba atoroy izay fika mampihena kibo ry reto a!ankoatran ny sport? misaotra anareo!... tohiny
novalian'i fasoa1 ny 16/06/2006 14:55
raanja ( 27/11/2005 15:32)
Hiteraka olana lehibe amin'ny ho avin'ny basket malagasy ny nanesorana ireo mpilalaon'ny SOTRATA tsy ho ao anatin'ny ekipa nasionaly malagasy. Toa ho sarotra mantsy ny hino fa hahatratra ny "niveau"-... tohiny
hery ( 26/11/2005 23:38)
Resin'ny Maroc tamin'ny isa 43-6 izany ny Maki Madagasikara teo amin'ny famaranana Rugby. Dia amin'ny manaraka indray manarina.... tohiny
novalian'i Ralay ny 08/12/2005 12:47
jentilisa ( 26/11/2005 08:28)
Ho antsika mpitia fanatanjahan-tena indrindra ny baolina kitra: fantatra ary fa toa tsy hisy intsony ny lalao famaranana famerenana eo amin'ny USJF ravinala sy ny USCAFoot. Raha nokasaina ho fifanarah... tohiny
fanogasy ( 24/11/2005 10:09)
mba misy mahafantatra ve hoe firy ny spectateur nisoratra anarana hi-supporter ny XI makis any paris @ 26novembre izao no nahazo visa tao @ ambass de france... tohiny
novalian'i lapino ny 27/11/2005 03:56
hery ( 23/11/2005 09:34)
Ity izany no vaovao azo farany nampitain'i Willy RABARIJAONA tao amin'ny serasera Finale de la CAN 2005 de RUGBY Asabotsy 26 Novambra 2005 manomboka amin'ny 15 ora Stade Claude Luboz Avenue Lau... tohiny
novalian'i jentilisa ny 26/11/2005 11:02
fanogasy ( 22/11/2005 10:10)
salut!misy mba afaka milaza ve hoe firy t@ ireo olona nisoratra anarana hanao spectateurs hanohana ny VI Makis no nahazo visa tao @ ambass de France. ary misy afaka milaza koa ve hoe otran'ny ahon ny... tohiny
novalian'i Ralay ny 23/11/2005 17:43
jentilisa ( 17/11/2005 14:11)
asa raha efa renareo na tsia fa rehefa resy tsy tafita mondialy ny tiorka dia nihazakazaka namonjy vestiera daholo ny mpilalao na tiorka na soisa. Ny soisa hanavo-tena ary ny tiorka kosa hidaroka. Ny ... tohiny
novalian'i jentilisa ny 24/11/2005 13:11
LazaRandri ( 15/11/2005 06:19)
Fa maninona ny tena no a-tanjaka? Dia tsy mahalala menatra ve? lol... tohiny
novalian'i xxx ny 16/11/2005 16:41
jentilisa ( 12/11/2005 14:26)
Araka ny novakiako tao amin'ny gazety midi madagasikara androany dia ao amin'ny kianja jean bohin ao Porte d'Auteuil no atao ny lalao ifanandrinan'ny makis de madagascar sy ny maraokana! tandremo a... tohiny
novalian'i jentilisa ny 17/11/2005 14:13
gashy ( 10/11/2005 08:43)
Anisan'ny nalaza teo amin'ny sehatry ny kitra malagasy tamin'ity herinandro ity ny nanovana ny Anaran'ny ekipam-pirenena malagasy scorpions de Mcar teo aloha ho Les Bareas de Mcar.Ahoana no mba fahita... tohiny
jon ( 08/11/2005 11:41)
za mba te hanao sport nefa tsy haiko izay tokony ho ataoko... tohiny
novalian'i hira ny 29/11/2005 14:02
xxx ( 06/11/2005 19:06)
Fa maninona no tsy mba manao CAN sy MONDIAL ny scorpion?ny anarany hoe scorpion ve sa hafa mihintsy omeo ny hevitrao ... tohiny
novalian'i kafmalbar ny 13/12/2005 08:31
RHTP ( 02/11/2005 06:11)
Inona no tokony hatao mba hanatsarana ity fitsarana baolina kitra ity e! Amiko ny fitaovana aloha tena tsy ampy satria marihiko eto fa mianto-tena ireny mpitsara ireny eo amin'ny Equipements izay ilai... tohiny
novalian'i RADOUXE ny 27/11/2005 14:34
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7355