Resy izany ny Maki

1. hery ( 26/11/2005 23:38)
Resin'ny Maroc tamin'ny isa 43-6 izany ny Maki Madagasikara teo amin'ny famaranana Rugby.
Dia amin'ny manaraka indray manarina.
novalian'i Ralay ny 08/12/2005 12:47
2. Herimiafina ( 27/11/2005 03:40)
Mbola tsy de zatra tany hafa loatra angamba, amin,ny manaraka indray manarina, tsara fiatombohana izy na dia izany aza. :wink:
3. lapino ( 27/11/2005 03:53)
Kay lety e! Mavesatra izany score izany :(
Tokony tsy hatao maki intsony rehefa finale fa mba babakoto am'zay kle :)
4. sipagasy ( 27/11/2005 08:46)
ka mba atao kosa hoe nangatsika be teny e!!!! dia mba izay ny ataontsika fialana aloha, hihihiihih fa nahafinaritra ny ambiansy e!!!!! misaotra atsika teny hihihi tsy tafiditra ny tako-bilaniko fa nasai'ny mpitandro filaminana najanona teny am-bavahadyhihihihihh!!!!!!
5. Fanja1 ( 27/11/2005 09:30)
sipagasy , tena ny tsy zakan'i gasy ilay hatsiaka be e... mbola tsy zatra nilalao t@ toetr'andro ortr'izao ry zareo.. koike ny marocains kou.... @ manaraka njay manarina e(sauf raha tsy mahay geographie za an lol)
6. annie ( 27/11/2005 10:37)
tsy maninoa naresy aza e! efa mba nitoko 6 aza na dia resy,rehefa namaky atody aloha de efa mahafaly
7. lapino ( 27/11/2005 10:47)
Manana avantage be anankiroa ange ny Marôkana izany e:
- ny toetr'andro: mety mba efa mpandeha amin'ny tany eoropeana ihany ireo mpilalao ireo
- ny spekta: ko tsy efa be marôkana ny tanàna kanefa ry zareo aza mbola akaiky kokoa noho i Madagasikara de mora tonga spekta?
Tsss, vavan'ny resy koa angamba ny ahy :wink:
8. dadabe ( 27/11/2005 11:16)
normaly isika rah aresy ka ny fitaovan-dry 15 makis aza misy avy any @ :"le marocains" ko :cry: donk normaly tsika raha manaiky ho resy:D
9. RADOUXE ( 27/11/2005 14:24)
Tsy resaka fitovana io ra dadabe fa vatana sy competition no tsy ampy
10. dadabe ( 27/11/2005 15:22)
kozzz ve le !!:cry:
11. xxx ( 27/11/2005 15:54)
ialahy miteny babakoto io ve aloha sao dia tsy malagasy?ary aza be taim-bava fa mba manaova raha mahay,mampalahelo ny toe-tsain-drangahy,efa taona arivo faha-3 mbola mirefarefa amin'ny tany foana
12. lapino ( 27/11/2005 16:22)
xxx < izaho ve izay? Malagasy aho ka! Pur sang! Ary tsy mangery vava amin'ny ekipako mihitsy sanatria! Sady mandàla ny teny malagasy na teny sahirana ara-boambolana aza!

Raha mandratra sofina izany dia andao àry tsy hatao hoe babakoto fa indri indri e ;)

Manahirana mihitsy izy izany, fa rehefa atao teny gasy dia lasa "taim-bava". Mba niteny madio nefa aho teo :? Ny resin'ireo tavaratra tamin'ny taim-baolina efa tsy fidiny! :(
13. zefalah ( 27/11/2005 16:24)
mbola tsy kivy...fa mbola be no sisa.
indray namanta vary ve de hokivy.
mbola misy fanatenana ny gasy,fa aza mataotra.
14. lapino ( 27/11/2005 16:29)
Io ange le efa noresahan'ilay mpanao hatsikana izay, fa ny bibintsika malagasy dia madinika daholo, raha oharina amin'ny bibin'ny afrikana. Ka raha Lion, Tigre, Elephant no anaran'ny ekipan'ny sasany, ny antsika maki! 8O Ka atao ahoana fa ny tanintsika mihitsy no kely biby ko!

Dia mba nieritreritra aho hoe babakoto mba lehibe kokoa noho ny maki, ... saingy ...

Misaotra an'i xxx niteny aloha, fa tsy tao an-tsaiko mihitsy ny hoe mety hanafintohina ilay izy. Dia ialàna tsiny amin'izay mahatsiaro tena ho voakasika ;)
15. majakely ( 27/11/2005 17:59)
Lapino
16. Rainimaharavo ( 27/11/2005 21:31)
ary toa tsy mba misy miresaka ilay toerana nanaovana ny ady baolina ê! sa eritreritry ny sasany fotsiny no ambarany?
toa tena tsy rariny mihitsy hono ny toerana nampanaovana famaranana antsika Afrikana.
Misy izao milaza hoe hatao aty Madagasikara ny Coupe d'Europe Rugby 2006 ka any amin'ny stade-ny MAEVATANANA no hanaovana azy.
17. lapino ( 27/11/2005 21:33)
Efa noresahana ihany ilay toetr'andro!
Fa io koa aloha tsy azoko hoe fa naninona no Frantsa?
18. Lepetitbeau ( 28/11/2005 06:35)
Tsy rariny kosa rangahy ny nahazo ny makis fa kianja tsy manaram-penitra ny nanaovana ny famaranana an! sady isika ange tsy zatra milalao amin'ny rano mandry fa ny antsika ranom-potaka e!
Za aloha na resy aza ny makis dia midera ny zava-bitany za e! mazotoa foana ry MAKIS an!
19. ravatorano ( 28/11/2005 07:28)
lafiny maro no mahavoa antsika malagasy tamin iny lalao iny fa singaniko manokana ireto
ny tekinika sy takitika nentina tany izay efa fantatry ny manazatra mailoha fa ngeza sy manana pack d'avant mavesatra ry mariokanina nefa dia tsy nahita hevitra nanakanana ilay attaque penetrante izy.Efa nilalao teo Mahamasina ange ny marokanina nihaona tamiytsika eh , ry zareo avy d nampiasa ny zavatra mety handresena haingana antsika.
Manarak izany ny kianja : tena kely loatra fa na ny stade alarobia aza mbola lehibe noho io kianja io.
Noho izany dia tsy afaka mampiasa ny trois quart isika izay tena io no tekinika hain ny malagasy satria mailaka sy manana hafainganam pandeha isika.Tsy afaka nampiseho an izany anefa ny Maki fa mifanakaiky loatra ny avant sy ny trois quart d t-sy mivelatra ny lalao ka tsisy hitsoriahana.
Raha "manabotsina" boll ny demi d'ouverture d tsy lasa satria tsy tafa ilay fivoahana eo amin' ny trois quart fa ety loatra hany ka boll mena ny advà fotsiny ilay izy.
Ny toetr'andro sy ny fonotanana na gant : aza adino fa telo andro fotsiny isika malagasy no nizatra ny hatsiaka.Raha niala teto madagasikara ny maki dia 27°C ny hafanana nefa tonga tany dia tsy haiko na mois firy na moins firy.
Ny kianja lanezy malama nefa isika zatra ny torajofo eo amin'ny malacam na ny ahitra maitso mavan i Mahamasina manginy fotsiny ny ngoly raha tsy migan nefa taiza no mbo nampiasa gan zany ny mpi rugby malagasy , iny manginy fotsiny.
Ny toe batana dia nifanalavitra b nahagaga ahy ny antony nanajanbonan i erika sefo sy berthin mpanazatra an dry solobe sy ireo goavan rehtra taty mba farafaharatsiny mba nisy naohitra ilay pack be
Jereo anie ny naningan ilay N°9 an i Dominol na i Jean de Dieu fa tena ambony ambany, ry Mito tsy tafa mihitsy fa sarona foana hany ka voatery nalana nohon ny ratra nahazo azy ary tena voa mafy tokoa ilay akamako.I Tolotra moa sy ry Deka d nampisaomain ny marokanina na dia mlaro aza kosa ireo fanafihana mba nataon dry zalah ireo tamin 'ny fidirana faharoa eh
Tsy hoe fialana bala fa resy ny Maki fa lasa saina ihany aho satrria raha ny marokanina dia efa zatra ireny toetr andro ireny mba mamirifiry koa izao any aminy any izao , nahay nanararaotra ny halebeazany izy ary koa nanampy bobaka b anazy ny habean ny kianja koa sahiko aloha no milaza fa raha tsisy lanezy d tsy nalama ny kianja ary nanara penitra tsara ka tsy nifanety ny avant sy ny trois quart sahirana ny marokanina nandresy antsika.
Ny mahagaga anah d tsy nisy toro marika avy tamin ilay mpanazatra mihitsy nahafahana nanoherana ilay attaque penetrante izay efa fantatra mailoha fa izay no tekinika hataon ny marokanina
20. naritsimba ( 28/11/2005 10:36)
dia faly fa faharoa izany e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1312