Resy izany ny Maki

21. jentilisa ( 28/11/2005 11:02)
efa fantatra aloha fa nojerena mihitsy izay hahavoa ny gasy indrindra fa hoe maraokana ny filahan'ny CAR.

jereo ny hafetseny hoe tsy natao tany maraoka ilay izy farafaharatsiny!
22. Samoana ( 28/11/2005 15:13)
Ravato/ Tsy dia kôpy io lalao io ny tenako saingy nilay ny fitantaran-drazoky ilay izy e ! Aza atao mahagaga raha tsy dia afaka nanoro firy ny mpanazatratsika fa mba mety jihitry ny hatsiaka koa anie izy e ! Tsarovy fa ireo marôkana dia maromaro @ izy ireo no mpilalao @ club eto andafy, izany hoe nanam-potoana tsara nizarana ny toetr'andro.
Efa goavana araky ny tian'i Naritsimba hasongadina ny laharana n°2 vitantsika e ! Ny ngeza ara-taratasy aza nataon'ny marôka tsy nitoko . Ny maki-ntsika " kely jerena fa Betlehema", resy amim-boninahitra=D
23. jentilisa ( 28/11/2005 16:12)
tsy nety mihitsy ve ny nanala ny la neige e? tahaka ny tao stade de france ireny?
24. iartistika ( 28/11/2005 19:46)
na resy aza aloha ,nilay ny ambiansy tany eh! nalaina nody mitsy zay klé!!
25. sonwin ( 28/11/2005 22:12)
za nalaina ny hiala teo amin'ny tv kle, nilay iny ka!!
26. ravatorano ( 29/11/2005 09:25)
raha nahita tamin ny kiaja tvm alina zà d gaga raha nahare ny tenin ilay filohan ny Federation Africaine de Rugby izay marokanina ihany fa ny nanovana ny famaranana tany Frantsa dia mba tokony ho fantatry ny eropeanina houzy fa mahay sy manao rugby ihany koa ny afrikanina nefa ny frantsay d lasa nijery ny ekipany tany amin ny stade d france???Mahagaga !
Niteny ny mpanazatra malagasy nisy manoeuvre ihany nataon ireo marokanina ireo ary aza hadino fa ny mpilalao marokanina nilalao tamin iny fotoana iny dia professionnel avokoa ary milalao any frantsa zany we efa zatra lanezy sy hatseka b.
27. kala ( 29/11/2005 12:47)
Io ry zalahy an : tsy atao mahakivy fa tsy maintsy mbola misy ihany ny fahavakavahan kely sy ny fiangarana â:( Manin zao raha mba nalaina koa ze mpanao rugby tany Frantsa na naka mercenaire de mody atao hoe gasy na karana aza. 'Taoko reny betsaka no manana zom-pirenena malagasy????
Zà zany narary fo be fa tena @ manaraka ny Euro atao any Japon de ny Can any Mexique. Fa na zany aza zalahy an! Tohany foana ny antsika na resy aza. Milay ange le tao Mahamasina t@ demi iny ê:lol:
Tsy manome torohevitra ny Ministera zà fa tena ilaina alefa manao voyage spécial ny atleta sy spaortif rehetra mba ho zatra toe-tany ê!
Manantena aloha fa mbola hataon'ny Gasy mahamay io an! Na maki io, na babakoto io na indri indri io: tsy asiana olana fa ny fantatsika mandresy.Rehefa tsy voantsika t@ rugby izy an! pehantsika any @ pétanque sns
28. hira ( 29/11/2005 13:56)
ravatorano:

raha nahita tamin ny kiaja tvm alina zà d gaga raha nahare ny tenin ilay filohan ny Federation Africaine de Rugby izay marokanina ihany fa ny nanovana ny famaranana tany Frantsa dia mba tokony ho fantatry ny eropeanina houzy fa mahay sy manao rugby ihany koa ny afrikanina nefa ny frantsay d lasa nijery ny ekipany tany amin ny stade d france???Mahagaga !
Niteny ny mpanazatra malagasy nisy manoeuvre ihany nataon ireo marokanina ireo ary aza hadino fa ny mpilalao marokanina nilalao tamin iny fotoana iny dia professionnel avokoa ary milalao any frantsa zany we efa zatra lanezy sy hatseka b.

fa tena mba tsy rariny mihitsy aloha ny nataon'ny frantsay tamin'iny e!!! aiza ve ka mba match international ohatr'ireny dia ny terrain d'entraînement an'ny amateurs aty frantsa aza mbola tsara lavitra fa tena haratsinjavatra ange izany ry reto e! sady misy givre efa ho firy cm, kely balilika kely na gradins aza tsy misy nefa mba tonga tao hono ny minisitra gasy sy ny ambassadeur marôkanina fa na dia seza hipetrahandry zareo aza tsy misy nefa mba manamboninahtra ihany.
betsaka aloha no niteny hoe efa prévu hono fa atao match d'ouverture alohan'ny France/Afrique du Sud ao @ stade de france ilay finale afrikanina iny fa heverindry zareo fa afrique du sud no tafakatra, kay resin'ny gasy ry zareo; dia tsy raikitra indray. de nafindra tany @ 16è aloha dia tsy nanaiky ny maire tao satria efa nisy tunisie congo hono tao dia rotaka be, dia farany nalefa tany @ stade faran'izay ratsy tao genevilliers ilay izy.

29. hira ( 29/11/2005 13:57)

30. lapino ( 29/11/2005 18:10)
Zay aloo tsy naharaka hatr@ vôlohany, fa de tsy azonay foana hoe fa naninona no Frantsa no nanaovana ny lalao?

Naninona no coupe d'Afrique, dia tsy any Afrique no atao? Fa inona no ilay idiran'ny frantsay amin'ilay izy?

31. ravatorano ( 01/12/2005 05:46)
izay wa ilay izy ny filohan ny federasionina rugby afrikanina dia marokanina d manana lanja b mahitsy zany izy amin 'ny fanapaha kevitra.
Marina ny voalazan 'ny namana maro ery ambony fa kianja tsy manara penitra mihitsy ireny ary aza hadino fa raha kianja toy ireny na malacam fotsiny aza defa tsy mety hilalao eo ny vahiny fa tsy manarapenitra hoe fa isika izany d manaiky foana na innn misy eo na inn sa izay ilay hoe fisainana moramora sy milamindamina lava ananatsika malagasy
zà mino fa raha kianja toy ny stade de france ireny d tsy afaka tamitsika ireny satria raha mampiasa ny pack d'avant an izy d tsy hahavita izany hatreny amin ny centre ka hatrany amin 'ny ligne de but ka hoe tsy voatohatra ! tsy mampino
teo amin ilay kianja nilalaovana anie ka vao mandingana kely ny melée d avy d any amin 'ny ligne de but hanaovana essai eh
Tsika aloha efa nisy fivoarana b eo amin ny rugby fa ny vatana no tsy ampy fa na izany aza mlahay mampiasa ny fiporitsahan ny madinidika iska.
Mahery isika ary atahorana d tsy maintsy tadiavana hevitra hanamboarana ny momba antsika eh
32. fijo ( 03/12/2005 05:42)
nivoaka tamin'ny "l'equipe" androany le rugby nataon'ny gasy sy maroc.ary araky ny filazan'ny mpanao gazety dia tsy zatra hatsiaka ny gasy
33. Fanja1 ( 04/12/2005 13:31)
tssssssss hay kay ny ankabeazan'ireo marocains kay efa zatra milalao eto france @izao andro zao kou
34. Ralay ( 08/12/2005 12:47)
Salut à tous
Raha hijery ny sary ianao dia jereo eto http://rns-cen.com/ dia ho hitanao ao koa fa efa mandroso ny fotoana hanaovana ny rns 2006 ka mbola any Vichy ihany isika amin'ny 15-16-17avril 2006 e. Mbola hasiana resaka ihany ny momba an'io aoriana kely ary atao lohahevitra manokana.:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2948