Fanatanjahantena
ravatorano
(
24/10/2005 07:52)
Manomanana ny fahazato taonan'ny fisian'ny baolina lavalava na ny rugby idsika eto Madagasikara.
Tany amin'ny taona 50-60 tany no tena nalaza ny rugby malagasy satria nanao fihaoana hatrany frantsa a...
suite
répondu par Solofoniaina le 12/11/2005 19:26
Herimiafina
(
12/10/2005 04:39)
Ny tiako lazaina eto dia endurance.
Tsara ny kotrana, tsara be mihintsy. Saingy tsy atao trop izany satria:
-Rehefa ho faty dia elabe vao afaka tanteraka ny aina (désengagement cerebral uni et bi...
suite
répondu par eucalyptus le 05/11/2005 22:44
zefalah
(
22/09/2005 16:22)
ny antony mahatonga any madagascara tsy mandroso aminy resaka fanatanjahatena dia ,zao
erahamalala fa ny mpanao sport any tanana dia tsisy mpanampy.
de le fantanina hoe? inona no atony mahatonga ny ...
suite
répondu par RADOUXE le 20/10/2005 21:24
Bocassa
(
30/08/2005 14:23)
Afaka roa taona dia handray ny lalaon' ny nosy(jeux des îles)i Madagasikara. Efa malaza be mihintsy zany amin'izao fotoana. Ny kianja sy ny toerana handraisana ny lalao moa dia tsy misy vaovao fa ny ...
suite
répondu par Liltax le 09/09/2005 06:03
bryant
(
20/08/2005 11:20)
Ho an'ireo namana tia manao baskety ka mipetraka eto @ région parisienne na eto paris dia tongava ao Gentilly isaky ny asabotsy hariva manomboka @ efatra ora tolakandro eo ho eo fa maro ny gasy manao...
suite
répondu par fijo le 01/09/2005 19:56
zama91
(
18/08/2005 14:36)
Tao aorian'ny nihitsananan'ny gasy fifanitsanana mondial 2006 toa tsy henoheno intsony ny foot nefa efa nalaza re tany fa nivoatra be ny foot gasy entre 1999 a 2003.Ny classement fifa aza dia efa nis...
suite
répondu par Beinjy le 26/11/2005 10:18
xxx
(
12/08/2005 00:22)
[img]http://www.melbourne2006.com.au/_template/headerleft.gif[/img]
[url]http://www.melbourne2006.com.au/?s=home[/url]...
suite
répondu par RHTP le 02/11/2005 06:19
zefalah
(
05/08/2005 16:52)
sika gasy dia manao tsino-sinona ny rugby.
zany hoe efa taty aorina vao voakarakara ty taranja ty..ka hoy aho hoe: aona mo raha avoazina daholo reo Ecole de Rugby ao madagascar reo? ary reo iany no o...
suite
répondu par bainakely le 12/09/2005 09:29
joda
(
03/08/2005 16:23)
mieritreritra aho hoe firifiry na mpanao fanatanjahantena sy mpanazatra nahay mpiray tanindrazana amintsika tsy mba voatambitamby toy andry i Zidane itony...ny antsika zara aza lasa vaovao marina az...
suite
répondu par fijo le 11/08/2005 21:00
Bocassa
(
25/07/2005 13:36)
TOURNOI DE FOOTBALL
Ity mba misy soso-kevitra kely atsipy ho antsika mpakafy FOOT ato @ namana - serasera :
Maninona moa raha mba mivory daholo isika lehilahy mpakafy FOOT ê !!! De mb...
suite
répondu par dakoma le 26/08/2005 21:21
ainaheri
(
11/07/2005 19:58)
Tsy manaiky ny Maire ny Paris fa tsy nanaja
ny lalànan'ny CIO hono ry Blaire(Londres)...
suite
répondu par fijo le 13/07/2005 20:51
mandrindra
(
08/07/2005 14:41)
nanao fanambarana ny ben'ny tanan' i Annecy, Bernard Bosson, fa hilatsaka ho fidiana ho tanana andray ny JO hiver 2O14 i Annecy.
Any indray ry zalahy no miala vokona angaha?...
suite
répondu par banga le 15/07/2005 18:02
booboo
(
06/07/2005 12:29)
répondu par fijo le 19/07/2005 21:05
hps
(
25/06/2005 19:25)
Tsy dia fantatro loatra na isika namana no tsy mankafy ity taranja 1 ity, na varimbariana @ zavatra hafa.Anisan'ny zavambaovao teo @ champ.teto dago zao ilay mpitari-posy avy aty Bira iny izay nanamon...
suite
répondu par hps le 17/07/2005 16:20
xxx
(
21/06/2005 00:42)
Miarahaba antsika rehetra,
Mampahatsiahy fa ny RSM (Rencontre Sportive Malagasy dia ho tontonsaina eto Montreal ny faha-2 sy 3 Jolay ho avy izao ka manasa izay eto an-toerana sy manerany ny amerika...
suite
répondu par Nelly le 22/06/2005 14:56
xxx
(
21/06/2005 00:41)
Miarahaba antsika rehetra,
Mampahatsiahy fa ny RSM (Rencontre Sportive Malagasy dia ho tontonsaina eto Montreal ny faha-2 sy 3 Jolay ho avy izao ka manasa izay eto an-toerana sy manerany ny amerika...
suite
zefalah
(
26/05/2005 21:31)
ty le hoe samy mande samy mitady.
fa ra ny gasy any apitandranomasina ano no mody any dago a!! ngamba mba hivotra iany ny sport malagasy.
nefa indrisy ozy lay fitenenan'le tsy afamanotra.
Ze mahay ...
suite
répondu par lydie le 25/07/2005 12:37
xxx
(
24/05/2005 17:40)
naika kidaranan'bisikileta i Dally tany Roland Garros (6-1,6-0) sahalan'ny t@ herintaono (éliminée au 1er tour)
[url]http://www.rolandgarros.com/fr_FR/scores/stats/day8/2035ms.html[/url]...
suite
répondu par fijo le 31/05/2005 22:54
zefalah
(
23/05/2005 00:09)
hiresaka fanatandrahatena sika.
ny tena mo mpanao rugby.
ka mba lasa iany ny saiko satria maro reo olona fa mievitra fa ny mpanao rugby dia mpngalatra sy jiolamboto avo koa.
ka apetrako ny fantanin...
suite
répondu par booboo le 24/05/2005 19:42
zefalah
(
23/05/2005 00:07)
hiresaka fanatandrahatena sika.
ny tena mo mpanao rugby.
ka mba lasa iany ny saiko satria maro reo olona fa mievitra fa ny mpanao rugby dia mpngalatra sy jiolamboto avo koa.
ka apetrako ny fantanin...
suite
répondu par rpk le 23/05/2005 06:04
