Fanatanjahantena

xxx ( 11/05/2004 10:20)
On attendait beaucoup de Laza au 3e Rallye Jovenna. Il avait mis tous les atouts de son côté pour espérer gagner à l'instar de tous les autres concurrents qui ont beaucoup investi par passion pour... tohiny
nananie ( 29/04/2004 12:42)
Iza no manao an'io karazana spaoro io ny namana?... tohiny
novalian'i fijo ny 10/05/2004 23:10
fijo ( 20/04/2004 23:29)
nahita ny sarin'i maradona aho,di nahatsiaro ny tenako koa.ary maro ireo hitako toa io.ny tiako lazaina dia izao.maro ny mpanao spaoro taloha no lasa matavy rehefa mitsahatra.tsy hanontany ny antony a... tohiny
novalian'i Rojoukel ny 23/05/2005 08:47
delvechio ( 15/04/2004 06:11)
asa ra kobonareo le tantara fa tiko anontanina we diso v le Rebecca Loos raha ohatra ka namoaka an le tantara. aminah alou le iz d tena fitiavana te halaza fotsiny nen le sipa e. we tena nanao taminah... tohiny
novalian'i fijo ny 11/05/2004 23:35
delvechio ( 08/04/2004 16:18)
ary ny olona makato anga tsy mba misy manaraka PGA tour le? tsy aiko alou ra azo antsoina we sport le golf na aona e. fa le izy mafinaritra ra tena maharaka an le izy,... tohiny
novalian'i fijo ny 16/04/2004 23:40
ravatorano ( 02/04/2004 12:17)
asa na ny federasionina na ny minisitera mihitsy no tena vendrana fa aiza ve ka amin ny 18 avril izao no hihaona amin i Mozambika ny scorpion malagasy nefa izao vao manao regroupement,firy andro zany ... tohiny
novalian'i totty ny 26/12/2004 01:29
ikaretsaka ( 19/03/2004 11:52)
Ho an'izay tsy mbola mahafantatra ary mipetraka any Eoropa dia nahaforona ekipana Kanetibe isika eto amin'ny namana ka + handray hanjara voalohany izy ireo any amin'ny RNS any vichy. Tongava manohana... tohiny
novalian'i oully ny 21/04/2004 18:06
ikaretsaka ( 17/03/2004 10:21)
Betsaka ny sport izay tsy dia malaza sy/na tsy be mpanao loatra loatra any Madagasikara. Betsaka koa anefa anefa ny Gasy mahita sy manandrana ireny rehefa tonga any @ tany hitadiavany ravin'ahitra reh... tohiny
novalian'i kitjo ny 14/04/2004 08:52
jhouhlambout ( 14/03/2004 12:00)
Fa maninona?... tohiny
aladin ( 27/02/2004 16:51)
Iza avy kay no mpanao art martiaux na haiady ato amintsika mpiserasera ato?dia inona no taranja ataonareo?... tohiny
novalian'i sahary ny 06/01/2005 09:30
ikaretsaka ( 19/02/2004 18:04)
Ahoana ny eritreritrareo amin'ireny finoanoampoana amin'ny sport ireny? Ohatra hoe ny an'ny Amerikaninna Tantsimo (Argentine, Colombie sns...) dia mandeha any am-piangonana alohan'ny h anaovana Baoli... tohiny
kally ( 16/02/2004 17:22)
Ary angaha tsy misy tia tennis?... tohiny
novalian'i kitoza ny 15/07/2004 14:24
ikaretsaka ( 27/01/2004 10:57)
Toa basket NBA foana fa andao asiana lohahevitra vaovao e Iza indray ary ny favori anareo @ ity CAN itye... tohiny
mozart ( 25/01/2004 20:31)
Mpianatra eny @ ENS/EPS za de zay mila fanazavana momba io de omeka malalaka tsara! ivon-toerana mampiofana ny tanora ho mpampianatra @ alalan'ny sport,de atao ao daholo ny 90%sport eto Madà... tohiny
novalian'i doola ny 06/02/2012 10:30
donemaskit ( 23/01/2004 20:02)
Tsy mifandanja mihitsy ilay short-handed LA vs Mavs anio alina : Payton mety haharaka an'i Nash ihany, fa ry Nowitzki sy ny Walker sy ny Finley no tsy ho laitra !... tohiny
novalian'i kitjo ny 03/07/2004 06:49
donemaskit ( 22/12/2003 16:10)
Isika rehetra ngamba efa nahare momba an'i Jordan, Kobe sns daholo. Ny tiako fantarina dia : > Iza amintsika no tena mpanaraka sy mpankafy an'ity basket pro américain ty? > Ekipa tena ankafizina?... tohiny
ikaretsaka ( 05/12/2003 15:56)
Matetika dia ireo Spaoro sy fialamboly mahazatar toy ny Baolina kitra , hazakazaka, lomano Basikety sns..no tena resahin'ny gasy. Ahoana ny fandraisan'ny gasy ireo spaoro hafa izay tsy mbola fahit... tohiny
novalian'i fijo ny 09/01/2004 16:33
niainaj ( 27/10/2003 10:00)
Betsaka no mbola voafitaka fa hoe tena maty tokoa ny Maître Pierre Be, ny sasany indray dia miseho ho tsy mino tanteraka na dia nijery ilay film novokarin'i Avoko iny aza. Izaho mbola tsy nahita ilay... tohiny
novalian'i WAISI ny 20/02/2023 13:02
xxx ( 14/08/2003 12:55)
Mampalahelo mihitsy ny taranja karate malagasy aiza ve ka gidragidra lava zao, ny Jeux Africain @ izany de tsy lazaina intsony efa vita ny selection nefa ny championnat de mada aza mbola tsy vita , ne... tohiny
novalian'i 2203 ny 22/09/2011 07:13
amoureus ( 05/07/2003 12:27)
tena tsy avotra intsony ity foot-ball malagasy ity.Ny vahaolana omeko dia izao:esory daholo izay tsy mamely rehetra fa aza asiana henatra na tahotra. Ary aoka izay ity efa akaiky match ity ... tohiny
novalian'i totty ny 10/02/2005 20:55
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0632