Maty sa velona grand maître Pierre Be?

1. niainaj ( 27/10/2003 10:00)
Betsaka no mbola voafitaka fa hoe tena maty tokoa ny Maître Pierre Be, ny sasany indray dia miseho ho tsy mino tanteraka na dia nijery ilay film novokarin'i Avoko iny aza. Izaho mbola tsy nahita ilay filma iny nefa mino fa mbola any ihany Maître Pierre Be.
Io ny e-mail ny WISA na ny kung-fu Malagasy raha te hitafa be be kokoa
wisakf@caramail.com
novalian'i WAISI ny 20/02/2023 13:02
2. mampikanto ( 27/10/2003 10:48)
Miarahaba an'i niainaj

Nahoana moa r'se raha dia hazavaina eto fotsiny ny sain'ny olona d vita fa izay nge ny ilaina ity forum ity e! @zay tonga d miara-mahita eto izay liana e! Moa @zay resaka mitohy ilay izy fa raha mbola hifandefa email any @io kung-fu io indray dia ho lany andro eo. Izay fa d misaotra an'se sahady efa vonona ny hilaza izay marina @namana e!

KAnto
3. tossy ( 04/11/2003 18:33)
Odray eh!!
Miarahaba ny rehetra ato @ serasera aloha ny tenako.fa nahoana kosa re no tsy hifantoka @ sain'ny tsirairay fa hoe : maty tokoa ra Grand maitre P. Be?Amin'ny fo tsy miangatra no tokony hanekena an'izay ,satria raha toa ka mbola any ,ary etsy sy eroa izy,fanontaniana mipetraka dia , iza no mahala an'izany, ary iza no nahit'azy?ary inona no antony tsy hisehoany @ be sy ny maro.Amiko manokana dia vita ny momb'azy.Izay ary fa hofaranako ny teniko.
Aza manonofy!!
4. xxx ( 12/03/2004 13:59)
@ ilay film anie tsy hita hoe ahoana ny fomba nahafaty azy fa misy oh ireny @ ninja ireny ilay nanjavona e! tsy namaly ny ady natao t@ izy fa navelany teo ny vady amanjanany doc tsy maty izy raha tena ireny satria anie ny zanany avoko efa mba lebebe t@ ireny e! nanotaniana izy tsy miteny zany ny ao anatin'ilay film
5. xxx ( 17/10/2004 23:38)
Efa lasa izy eh, avelao izy handry ampiadanana :oops: , ny film moa dia film ihany.
6. niainaJ ( 02/09/2010 14:50)
ity misy porofo ry zareo d somary diniho sy alalino vao mamaly a!
Ireo vavolombelona « Raharaha Kung-fu »
Rasoamanana Jeannot
« Niara-nivoaka taminy tao Ambatomainty aho. Voatifitra ny soroko ka izy no nitsabo azy. Notenenina aho : « Ho vavolombelona ianao… Tsy tokony hiaraka amiko ianao… ». Nisaraka teo Andranobevava izahay ». Ny marainan’ny 1 aogositra 1985 io. Marihina fa naseho nandritra ity fijoroana vavolombelona ity ilay soroka voatifitra ka nivoahan’ny bala.
Rivo
« Tsy teny Ambatomainty aho fa narary. Tamin’ny radio no nandrenesako ny zava-niseho. 1 aogositra 1985 tamin’ny 7 ora maraina no nivoaka ny fanambarana fa maty izy, tamin’ny 8 ora sy 15 minitra alina anefa, teo imason’ny fianakaviako, niditra avy hatrany ny Grand Maître Pierre Mizaël, lobaka mavo bory tanana no nentiny nitsabo ahy tany an-trano. Notehenany ny soroko « sitrana ise », sitrana aho ».
Haja « Naheno ny zava-nitranga teny Ambatomena izahay dia niroso hanampy ny teny an-toerana. … Tsy tafiditra anefa. Tao koa ireo mpikatroka Kung-fu nilaza fa aza miditra eo intsony fa efa tsy ao intsony i Maître. Dia niverin-dalana… Nidina an’Analamahitsy, iny nisy fiara nandeha mora. Taitra izahay saingy rehefa nanatona ilay fiara, ny Grand Maître Pierre Mizaël no tao anatiny sy nihaona taminay ».
7. kipps ( 30/09/2010 13:29)
za rzalah ts ifamaly amlisany ny amzan resaka zan fa n zavatra nampeanriny v tafita sa tsia?
Betsaka n olondratsy amzao eto amtsika, ary misy aza mpanendaka mitsofoka amreny kwoon reny...miala tsiny ra @maha-mpanao wushu aho no itenenako anzao.
sahiko nefa ny miteny fa ny wisa no tena nahazo fitaizana tsara ny momba ny fahaiza-miaina sy ny fifanajàna ary ny sisa zay ts holazaiko ny @hasina maha-malagasy.

d ndao ampanjakàna ny rariny fa ts variana miady hevitra.
8. misratana ( 02/08/2013 11:35)

kipps:

Tsotra be ny zavatra hahafahana mijery ra maty izy na tsia, lazaina fa vatan'akondro ny tao anaty vata-paty ary no-sceller-na ny fasana sy azo vohaina, koa manin ra vohaina amizay amizao de ho hita eo ra tena vatan'akondro no ao eh, ary ty no tena tsy misy mba mahatsikaritra, 13 ans i Avoko tamin'izany, amin'ny fomba ahoana mo no maha-maître ho azy eo nefa ny tena aza 13 ans de lasa maitre hono i Avoko, sa stage 2 mois any shaolin d'efa maha-lasa maitre?
9. fanambinanarija ( 21/02/2015 08:19)
ny important zo de tsy oe maty iz sa velona? mis madimby az ve? d iza ar aiza? lanja miakatra ny fiainana, tokon miseho velon ze mavit ny vitany fa tsy miafina...ra mis zay d velon fona iz
10. ulquiorrafetraniaina ( 10/10/2015 00:53)
Salama !tena nahaliana ahy ilay voalazan'se! Marihina fa fony mbola tsy nanao ny kung fu wisa aho r'se t@zany d'efa naniry hahafantatra ny momba an'I Grand Maitre Pierre Mizael sy ny kung fu wisa ! Anisan'ny naharesy lahatra sy nanosika ny mpianatra sy ny maitre kung fu wisa maro ny fahafantarany ny misterin'i grand Maitre
pierre be
niainaJ:

ity misy porofo ry zareo d somary diniho sy alalino vao mamaly a!
Ireo vavolombelona « Raharaha Kung-fu »
Rasoamanana Jeannot
« Niara-nivoaka taminy tao Ambatomainty aho. Voatifitra ny soroko ka izy no nitsabo azy. Notenenina aho : « Ho vavolombelona ianao… Tsy tokony hiaraka amiko ianao… ». Nisaraka teo Andranobevava izahay ». Ny marainan’ny 1 aogositra 1985 io. Marihina fa naseho nandritra ity fijoroana vavolombelona ity ilay soroka voatifitra ka nivoahan’ny bala.
Rivo
« Tsy teny Ambatomainty aho fa narary. Tamin’ny radio no nandrenesako ny zava-niseho. 1 aogositra 1985 tamin’ny 7 ora maraina no nivoaka ny fanambarana fa maty izy, tamin’ny 8 ora sy 15 minitra alina anefa, teo imason’ny fianakaviako, niditra avy hatrany ny Grand Maître Pierre Mizaël, lobaka mavo bory tanana no nentiny nitsabo ahy tany an-trano. Notehenany ny soroko « sitrana ise », sitrana aho ».
Haja « Naheno ny zava-nitranga teny Ambatomena izahay dia niroso hanampy ny teny an-toerana. … Tsy tafiditra anefa. Tao koa ireo mpikatroka Kung-fu nilaza fa aza miditra eo intsony fa efa tsy ao intsony i Maître. Dia niverin-dalana… Nidina an’Analamahitsy, iny nisy fiara nandeha mora. Taitra izahay saingy rehefa nanatona ilay fiara, ny Grand Maître Pierre Mizaël no tao anatiny sy nihaona taminay ».

11. ulquiorrafetraniaina ( 10/10/2015 00:57)
Salama !tena nahaliana ahy ilay voalazan'se! Marihina fa fony mbola tsy nanao ny kung fu wisa aho r'se t@zany d'efa naniry hahafantatra ny momba an'I Grand Maitre Pierre Mizael sy ny kung fu wisa ! Anisan'ny naharesy lahatra sy nanosika ny mpianatra sy ny maitre kung fu wisa maro ny fahafantarany ny misterin'i grand Maitre
pierre be ! Ka indro androany fa nijoro amin'ny maha kung fu malagasy azy ny wisa eto madagasikara !
12. ulquiorrafetraniaina ( 10/10/2015 00:59)
Salama !tena nahaliana ahy ilay voalazan'se! Marihina fa fony mbola tsy nanao ny kung fu wisa aho r'se t@zany d'efa naniry hahafantatra ny momba an'I Grand Maitre Pierre Mizael sy ny kung fu wisa ! Anisan'ny naharesy lahatra sy nanosika ny mpianatra sy ny maitre kung fu wisa maro ny fahafantarany ny misterin'i grand Maitre
pierre be ! Ka indro androany fa nijoro amin'ny maha kung fu malagasy azy ny wisa eto madagasikara !
13. ulquiorrafetraniaina ( 10/10/2015 01:00)
Salama !tena nahaliana ahy ilay voalazan'se! Marihina fa fony mbola tsy nanao ny kung fu wisa aho r'se t@zany d'efa naniry hahafantatra ny momba an'I Grand Maitre Pierre Mizael sy ny kung fu wisa ! Anisan'ny naharesy lahatra sy nanosika ny mpianatra sy ny maitre kung fu wisa maro ny fahafantarany ny misterin'i grand Maitre
pierre be ! Ka indro androany fa nijoro amin'ny maha kung fu malagasy azy ny wisa eto madagasikara !
14. dombay ( 28/01/2016 17:18)
tena mahaliana be ilay ady hevitra ,fa ny tokony fanontaniana hipetraka zao dia ny hoe:avy @Andriamanitra Sy Ankasitrahany Ve I Grand Maitre Pierre Be.mahafinaritra ny debat..fa ataovy ampahendrena.misotra
15. herykungfu ( 16/08/2016 12:44)
miarahaba antsika rehetr ato.
ekeko ny teny ny ranamana teo hoe 13 ans avoko no maty i GM piere Mizael na i piera be.kanefa kosa ny ts fantatrao de izao:
rehefa tafavoaka ny fonja ireo fianakavian'i piera be sy ireo panao kung fu sisa velona fa ts maty t@ le fanafihana dia nanampy azy ireo ny embassade ny chine nanampy azy ireo t@ fiainana rehetra.nalefa tany chine(shaolin) i avoko nandritra ny taona maro ary rehefa niverina teto madagasikara iz dia nanohy ny fampianarana kung fu.
izay no nahatong az ho maitre fa ts araka ny teninao hoe formation 2mois tany chine.
16. geremioh ( 27/08/2016 06:38)
Dernier coup de feu, a bout portant sur la tete
D'apres le President Fokontany Amboditsiry
Paix a son ame
17. ulquiorrafetraniaina ( 30/04/2017 18:47)
I grand Maitre Piera Be tompoko dia mbola velona soa aman-tsara any @izao fotoana izao saingy sarotra dia sarotra ny mihaona aminy,grand maitre miisa 8 no mitandahatra miambina @na toerana iray teritery toy ny elakelan-trano,ao anaty efitra iray ny Sifu Pierre be manao meditation
18. tenere ( 11/02/2018 07:33)
Maty izy e!
Raha tsy maty izy maninona tsy mipoitra.
Aza manaiky fitahana zany!
Dadatoako commissaire Claude tao tsaralalana no nanao ny constatation ny fatin'i pierre be ary inspecteur Denis taty aoriana mbola nanamafy fa izy dia anisa''ny nitifitra an'i pierre be teo @ lohany.
Aok'zay ry zalah ny fanelezana tsaho fa tsy mitondra mankaiza sady asa inona ny tanjonareo @le tsaho.
Aleo izy handry ampiadanana
19. wias ( 23/07/2018 16:31)

tenere:

20. wias ( 29/07/2018 11:40)
azafady f las l teninaw ranaman tets abon indray nu vit copié-collé n azo ambar d miain an @tontol haf iz f ts hoe mty akor!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1763