regroupement scorpion cosafa castle cup

1. ravatorano ( 02/04/2004 12:17)
asa na ny federasionina na ny minisitera mihitsy no tena vendrana fa aiza ve ka amin ny 18 avril izao no hihaona amin i Mozambika ny scorpion malagasy nefa izao vao manao regroupement,firy andro zany sisa ?????
Novainy ny minisitra ary nolazaina fa olona akaiky ny mpanao fanatanjahantena io nefa toa ...... tsy azoko mihitsy.Raha resy eo dia ahoana indray ? Ny fanomana no lazaina fa tsy ampy ary efa fantatrareo izany koa no tsy miomana mialoha.
Ny mpilalao ravinahitra dia tsisy ho tonga,iny aloha tsy olana satria ny mpilalao eto koa misy mahasolo an 'ireny . sady izao koa tsy te ho afa baraka amin ity fanomanana kitoatoa ity ry zare.Sa izay no tena marina ???
novalian'i totty ny 26/12/2004 01:29
2. ravatorano ( 05/04/2004 08:07)
fa maninn ramaso raha foot ????
misy olana b v ?
3. totty ( 26/12/2004 01:29)
tena marina izany ravatorano a! mila fanomanana ela tokoa izay rehetralalao ataon nyscorpion eny fa na dia taranja hafa aza, nefa moa atao ahoanafany federasionina efa zatra ny lalan -dririninahany ka fahavaratra avy nombola manao hitsin-dalana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.23