Fanatanjahantena

ravonjison ( 27/06/2006 16:48)
Mba manontany aho e.Izaho manko dia fandihizana salsa no fanaláko andro,mandeha mifaninana aho rehefa misy fotoana.Sao mba misy ankizy mandihy salsa toa aho ato,mba afaka mifampiresaka na andefasanar... suite
répondu par kally le 30/06/2006 13:32
lapino ( 27/06/2006 05:00)
Iza no mpilalao mahay indrindra raha ny fahitanatsika ny lalao hatramin'izao? ... suite
répondu par Ralay le 11/07/2006 02:18
lemenakely ( 26/06/2006 18:12)
tsy misy lehilahy angamba tsy tia foot mahita ny tekinika maro toy izao http://www.wackyvids.com/movies/sports/254/bestsoccermoments.html nefa mbà tandremo ihany ny toy izao http://www.wackyvi... suite
répondu par onjah le 27/06/2006 17:08
sareraka ( 26/06/2006 15:39)
1- 0 io no naharesen'i ANGLETERRE an'i EQUATEUR omaly toy izany koa no nandresen'i PORTUGAL ny PAYS -BAS dia io isa io ihany koa no nandresen'ny ekipan-draHERY ny ITALIE an'i AUSTRALIE androany ... suite
répondu par Rakaina le 02/07/2006 05:28
lemenakely ( 26/06/2006 08:08)
Izay mpanazàtra mitondra ny equipe any @ faharesena dia :MIALA ! Izay ny an'ny vazaha ! Tsy nisy tsy nahatadidy ny nahazo an'ingahy ROGER LEMAIRE ilay mpanazàtra ny équipe de FRANCE tany @ mondial... suite
répondu par lapino le 29/06/2006 18:16
lapino ( 26/06/2006 06:47)
Nampanantena hono ny FIFA fa hanolotra fitsarana tsy azo hokianina amin'ity mondiale ity. I Domenech (Frantsa) no efa niteny tamin'ny gazety fa manakiana ny fitsarana (satria hono suisse ny Pdt-n'ny F... suite
répondu par naughtyboy le 02/07/2006 17:05
lapino ( 25/06/2006 11:59)
Iza no alainareo? http://fifaworldcup.yahoo.com/06/fr/w/photos/index.html?i=179&d=1 http://fifaworldcup.yahoo.com/06/fr/w/photos/index.html?i=449&d=1 ? :wink:... suite
répondu par jentilisa le 30/06/2006 10:13
rabaradaka ( 24/06/2006 09:27)
La France « noire » qualifiée pour la huitième de finale Vainqueurs de la République du Togo à Cologne par 2 buts à 0, la France « noire » termine deuxième du Groupe G et retrouvera l’Esp... suite
répondu par rapala le 29/06/2006 06:24
mandrindra ( 23/06/2006 13:44)
dia izany moa no resabe etsy sy eroa fa nalohan'ny frantsay zany ny primen'ny mpilalao togolais dia efa siora fa hibata ny fandresena ry zalahy ireo rahalina. izay fahamarinany aloha tsy fantatra, jer... suite
répondu par mandrindra le 04/07/2006 08:32
Aino ( 23/06/2006 11:14)
inn kay no tena sport tianareo? ary inn no sport tena mety mety kokoa ho any vatana anakiray? ary le tsy manao sport mety ve sa tsy?... suite
répondu par Aino le 26/06/2006 15:33
Samoana ( 22/06/2006 13:41)
Mitady namana mpilalao "pétanque de compétition " 1 ny tenako raha sendra mahafantatra ianareo hiaraka hanao championnat de Madà aminay mianaka @ faran'ny volana jolay izao. Antson'ny fo ity fa ts... suite
répondu par booboo le 23/06/2006 09:44
fasoa1 ( 18/06/2006 17:36)
slt tt le monde! Za koa ry reto manana olana am io kibo io an!refa matavy aho de ny kibo sy fe no mande 1ny de ny vody avy eo.Za zao 24ans avec 66kg et 1m64.Tena tady ho obèse mitsy ny vatako.Sahira... suite
répondu par fasoa1 le 03/07/2006 07:25
Fanja1 ( 18/06/2006 08:15)
[img]http://images.aliceadsl.fr/francemonde/2006-06-17T214345Z_01_NOOTR_RTRIDSP_2_OFRTP-MONDIAL-20060617.jpg[/img] BERLIN (Reuters) - Toutes les équipes du groupe E de la Coupe du monde de football ... suite
répondu par cutie le 22/06/2006 18:39
rivelino ( 16/06/2006 07:43)
Hono hoa: suppose-na hoe tafakatra hanao mondial ny Barea de Madagascar dia mety manana moyen v n federation hanomanany izany ohatra hoe hanao match amical any ivelany matetitetika? n mampalahelo mant... suite
répondu par Razouzou le 05/07/2006 06:46
4mimananelatra ( 15/06/2006 05:48)
nanàla henatra ny kontinanta afrikanina ny tunisiens omaly raha nihaona t@ ARABIE SAOUDITE saika resy ihany fa soa nisy ny arrêt des jeux .Ny 2é match nanomboka omaly t@ ALLEMAGNE sy POLOGNE izany... suite
répondu par Fiffi le 15/06/2006 15:59
Fanja1 ( 15/06/2006 04:52)
[img]http://images.aliceadsl.fr/francemonde/2006-06-14T180754Z_01_NOOTR_RTRIDSP_2_OFRTP-MONDIAL-20060614.jpg[/img] BERLIN (Reuters) - L'Allemagne a pris mercredi une sérieuse option pour les huitiè... suite
répondu par Aino le 27/06/2006 19:43
lemenakely ( 14/06/2006 06:44)
Raha nijery ireo match izay nilalaovan'ireo equipe afrikanina(COTE D IVOIRE, GHANA ,ANGOLA, TOGO) @ ity mondiale 2006 ity dia misy lesoka ny fomba filalao :maro ireo tirs non cadrés ,dia ny gestion d... suite
répondu par mandrindra le 15/06/2006 06:02
lapino ( 13/06/2006 20:23)
Mba sary inona hoà no tiana haseho amin'ilay baolina lalaovina amin'ny mondiale io e? Sary inona no eritreretinareo vao mahita an'ilay baolina ? :) [img]http://www.mmsports.com/world_cup_2006_jer... suite
répondu par Fiffi le 16/06/2006 08:17
mandrindra ( 12/06/2006 07:52)
iza indray no ho meilleur buteur amin'ity 2006 ity? ary iza no ekipa ahafaty baolina betsaka ? ny ahy aloha ny fijeriko dia na i pauleta, na i klose no meilleur buteur. ny ekipa indray dia ny rainib... suite
répondu par Fiffi le 12/06/2006 08:38
OLPolonaleopolitika ( 11/06/2006 16:59)
MAMPALAHELO!!!:(:(izay angamba no azo ilazàna azy raha mijery ny fanatanjahan-tena malagasy ankehitriny.Ny zavatra mety tsy tsapan'ny mpitondra anefa dia isan'ny zavatra afaka mampiroborobo ny toe-ka... suite
répondu par mandrindra le 20/06/2006 07:30
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.054