Fanatanjahantena
jaya
(
17/07/2006 09:34)
marina fa b mpitia ny fott, zah anisany. fa ato v tsy mba miss mpankafy basket mintsy ? mba asio resaka njay ny amin'io rangah, na eto amintsika na any ivelany
sur an...
suite
répondu par fijo le 18/07/2006 19:44
Fanja1
(
15/07/2006 04:15)
http://sport.aliceadsl.fr/HTML/Football/20060715_005330Dev.html...
suite
répondu par ronaldo09 le 01/09/2006 17:01
fijo
(
15/07/2006 02:56)
mbola baolina ihany ity ry fanja an,ho ho ho,fa tsy zidane intsony fa ry zareo italianina indray.
ary ahoana indray ity hosoka be natao tany italie ity le,izao "la juve,lazio de rome ary fiorentina" ...
suite
répondu par fijo le 26/07/2006 18:23
Mifenty
(
14/07/2006 08:08)
arahaba tratry ny asaramanitar e...
suite
répondu par mamzelkely le 17/07/2006 05:16
Mifenty
(
13/07/2006 13:56)
Italy - France ndray am 6septembre e, éliminatoire euro io.
Iza no alain lisany?
tsis zizou tsony io...
suite
répondu par fijo le 26/07/2006 18:23
naughtyboy
(
13/07/2006 10:37)
mpanjakany kitra vao2 zidane ,nisy l;ahatsoratra nahatsikaiky ahy ty avy @ evening standard 12/07/06
zay mbola resabe hatr@ zao na ivelany frantsa aza raha oharina @ fandreseny reo italiana ka asa ny...
suite
répondu par fijo le 15/07/2006 19:28
ftma
(
12/07/2006 15:44)
Efa 11 ny isan'ny lohahevitra momba an'i Zidane ato tsy aleo ve miresaka fanatanjahantena amin'izay ohatra ny tour de France, tennis, boule, sns :wink:...
suite
répondu par fijo le 18/07/2006 20:01
Mifenty
(
12/07/2006 14:10)
tsy nisy naita an le coup d boule ny alibitra teny ambony terrain.
refa no rejouer na le izy (replay)d ny 4è bibitra no niteny oe coup de boule iny fa lery io no naita.
De oe raikitra iany ng...
suite
répondu par fijo le 13/07/2006 18:57
mandrindra
(
12/07/2006 09:04)
izao dia lasa nitobo ny voambolana frantsay, misy izany ny hoe zizouter na mitifitra koudeboula.
dia nivoaka koa ny hira vaovao sendra henoko tamin'ny onjampeo hoe :la danse du coup de boule angaha...
suite
répondu par fijo le 12/07/2006 18:54
Fanja1
(
12/07/2006 07:39)
http://sport.aliceadsl.fr/HTML/Football/20060712_104255Dev.html...
suite
répondu par Fanja1 le 19/07/2006 09:18
xxx
(
11/07/2006 14:26)
Eric Cantona zao tamin'ny fotoana androny anisan'ny mpanao baolina nikoizana, sady nahery setra. Nidaroka spectateur nanompa azy sy ny sisa.
Ho an'ireo manafangaro ny fihetsiky zidane sy ny maha-t...
suite
répondu par fijo le 12/07/2006 19:00
bilakarenjy
(
11/07/2006 13:24)
Samy tsy nety ny nataon'izy roalahy ireo .Trezeguet tsy nahafaty penalty ,iny tena resaka baolina ,ary i zinedine indray nanao fihetsika mahery izay tsy misy idiran'ny resaka baolina mihitsy .Mba tant...
suite
répondu par naughtyboy le 17/07/2006 13:24
Mifenty
(
11/07/2006 10:16)
Tsy aiko fa ra afaka mandika nareo miteny italiana de mba adikao azfd ndrindra.
araka ny gazety anglisy guardian dia ito ny resaka nifanaovan'i zidane sy materazzi:
M-taciti, enculo, hai solam...
suite
répondu par fijo le 13/07/2006 19:03
nikopol
(
11/07/2006 06:39)
Za indray kalony dia mirevy Zidane ninn ninn resahan-lisany e ! Reveko ny filalaony, reveko ny personnalité-ny, reveko ny modestie-ny, reveko ny zavatra ataony akoatran'ny foot ... le coups de tête ...
suite
répondu par tovolahy007 le 16/07/2006 23:35
Fanja1
(
10/07/2006 16:36)
http://actu.aliceadsl.fr/francemonde/default.aspx?id=137952&onglet=FranceMonde_histo&position=1...
suite
répondu par fijo le 13/07/2006 19:09
hery
(
10/07/2006 10:35)
Na dia indroa diso aza ny coup de tete nataon'i Zidane tamin'ny finale (Ny iray nandefa ny bol tamin'ny traverse, ny iray teny @ tratran'i Materazzi) dia mbola lanin'ny FIFA ho izy ihany no mpilalao t...
suite
répondu par naughtyboy le 17/07/2006 09:34
Mifenty
(
10/07/2006 09:08)
raha nandinika isika dia resin'ny puma ny addidas tam ty.
niantra ny addidas ny puma ka mba afaka nahazo ny 3è place i allemagne
fa ny famaranana kosa dia tsy nanaiky ny puma fa de nomontsa...
suite
répondu par Mifenty le 11/07/2006 19:10
100tinl
(
10/07/2006 07:19)
Mora ny manome tsiny an'i zidane.Manana ny antony izay mety tsy ho takatry ny fihevitrareo izy. Tsy ho nanao iny fihetsika nahery setra iny izy raha rtsy nisy fihantsiana natao azy, teny maharary an...
suite
répondu par mandrindra le 18/07/2006 08:26
labomba
(
09/07/2006 22:36)
[img]http://www.informatiquegifs.com/drapeau/italie/3.gif[/img]
Arabaina aloha tsika ireo zay naka italie.
Ahoana ny mba hevitrao momba ny fihetsik'i Zidane?
Amiko amin'ny maha prô azy aloha dia t...
suite
répondu par fijo le 13/07/2006 19:16
hery
(
09/07/2006 20:42)
Amin'izao fotoana izao angamba vao tena hita hoe frantsa no resy fa tsy ny séléction africaine. Teo aloha teo rehefa misy match iray andresen'i Frantsa dia be dia be foana no miteny hoe ny Afrikana ...
suite
répondu par fijo le 13/07/2006 19:13
